Litera f

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Fijokaikena: (jokaiky) a.: Fifintinana na famitsahana tsy mfhetsika ary manjonitra toa malaheloFijokaiky (jokaiky) a.:. Toetra manjonitra. Ahitsio
Fijokajoka: (jokajoka) a.: Tsanganana, halavana, hatsarambika: Fijokajokan'izay hazo ilay kininina ao avara-tranonareo! Ahitsio
Fijoko: (joko) a.: Fomba entina mijoko, izany boa manatona olona na biby avy aoriana mba hisambotra azy; na mifetsy. ~ p.t.: Azo jokoina, Ahitsio
Fijokoana: (joko) a.: Fanatonana olona na biby avy ao aoriana mba hisamborana azy na hifetsena azy: Nojereko m'y eo am-barauarankely ny fifokoan'Isambilo ilay akohoko. Ahitsio
Fijolo: (jolo) a.: Fandroso mandondona eo anoloana. Ahitsio
Fijolohana: (joloka) a.: Fidirana, fitsofohana. Ahitsio
Fijoloka: (joloka) a.: Fomba fiditra, fitsofoka. Ahitsio
Fijolonjolona: (jolonfolona) a.: Fomba entina mijolonjolona, izany hoe miditra, misosososo tsy mahazo lalana akory, Ahitsio
Fijolonjolonana: (folonjolona) a.: Fidirana, fisosososoana tsy mahazo lalana. Ahitsio
Fijomojomo: (jomo) a.: Fomba entina miteny na manao zavatra an-tsokosoko, mangingina; fomba entina manangoly. Ahitsio
Fijomojomoana: (jomo) a.: Fitenenana na fanaovana zavatra an-tsokosoko, mangingina; fanangolena, fitarihana. Ahitsio
Fijonetra: na Fanjonetra (jonetra) a.: Fitakoko malahelo, fanjoretra. Ahitsio
Fijonjona: (jonjona) a.: Fomba entina mijonjona, izany hoe mandeha mahitsy hatrany tsy miherikerika, na tsy miresaka toa miavona. Ahitsio
Fijonjonana: (joniona) a.: Fandehanana mahitsy hatrany tsy miherikerika, tsY miresaka toa olo-miavona. Ahitsio
Fijononohana: (jononoka) a.: Filatsahan'ny orana. Ahitsio
Fijononoka: (jononoka) a.: Filataaky ny orana. Ahitsio
Fijoretra: Fanjoretra (joretra) a.: Toetran'ny olona na biby manjoretra. Ahitsio
Fijoro: (joro) a.: Fomba fitsangana mahitsy tsara. Ahitsio
Fijoroana: (joro) a,: Fitsanganana mahitsy tsara. Ahitsio
Fijoy: (joy) a.: Filatsahana, firotsahana tsy miato. ΒΆ M.h.: Fijojo. Ahitsio