Litera f

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Fijafajafana: ('ara, jafajafo) a.: Fitomaniana mafy, fitsirrjatsinjahana sady fikiakiahana. Ahitsio
Fijahidiana: (jahidy) a.: Tsy fitenenana firy, tsy fisariahana firy amin'olona. Ahitsio
Fijahidy: (jahidy) a.: Fomba entina mitokantokana, tsy misariaka amin'olona. Ahitsio
Fijaijaiana: (jay, jaljoy) a.: Fiandranandranana, fiavonana, fiedinedenana, Ahitsio
Fijaijay: (jay, jaijay) a.: Fomban'ny olona mijaijay, izany hoe miandranandrana, miavona, miedinedina. Ahitsio
Fijaiko: (jaiko) a.: Fomba entina manatona moramora mba tsy hanaitra. Ahitsio
Fijaikoana: (jaiko) a.: Fanatonana moramora mitsaltsaika mba tsy hanaitra. Ahitsio
Fijaingijaingena: (jaingy, jaingijaingy) a.: Fandehanana mirepirepy toa miahotrahotra na marary; famindrana toa mitsipitsipika. Ahitsio
Fijaingijaingy: (jaingy, jaingijaingy) a.: Fandeha mixepire-Py toa miahotrahotra; famindra toa mitsipitsipika. Ahitsio
Fijajajaja: ('alto jajojaja) a,: Fitomany, fikiakiaka mafy milelalela. Ahitsio
Fijajajajana: (Jaja, jajajaja) a.: Fitomaniana, fikiakiahana mafy milelalela. Ahitsio
Fijajirihana: (jajirika) a.: Fijoroana mitsangana tsara tsy mihetsika, fitsanganana miandry ela: Naharitra adiny iray ny fijajirihako teo ambaravaranareo, Ahitsio
Fijajirika: (jajirika) a.: Fomba fijoroana tsara tsy mihetsika, Ahitsio
Fijaka: (jaka) a.: Fomba famaliana ny fanasan-kavana hijaka (hihinana ny jakan'ny Fandroana). Ahitsio
Fijakojako: (jako) a.: Toetran' ny olona manify mitezotezo. Ahitsio
Fijakojakoana: (jako) a.: Fahalavana manify mitezotezo. Ahitsio
Fijakoko: Fijakoretra (jakoko, jakoretra) a.: Fomba entina mijakoko, mfjakoretra, izany hoe mitakoko manjoretra toa feno eritreritra. Ahitsio
Fijakokoana: Fijakoretana (jahoko, jakoretra) a.: Fitakokoana manjoretra toa feno eritreritra, Ahitsio
Fijalajala: (jalajala) a.: Toetran' ny zavatra (hazo, trano...) manerinerina. Ahitsio
Fijalajalana: (jalajala) a.: Havoana na halavana be manerinerina, mijoalajoala. Ahitsio