Litera f
Fivaingavainga: na Fivaingavaingana (vaingauainga) a.: Toetran'ny zavatra mivaingavainga, izany hoe natao vaventy didy,…tohiny
Fivaivay: (vaivay) a: Toetran' ny zavatra mivaivaY, izany hoe mafana dia mafana ka tonga mena dorehitra.
tohiny
Fivakanana: (vakana) o.: Firavahana vakana, fitondrana vakana
tohiny
Fivakavaka: (uakauaka) a.: Toetran'ny olona mivakavaka, ]zany hoe miakanakana, miambatrambatra: Tsy fantatra na…tohiny
Fivakavakana: (vakavaka) a.: Fiakanakànana, fiambatrambàrana.
tohiny
Fivalahetraka: Fivalaketraka (valahetraka) a.: Toetran'ny olona mivalahetraka , na mivalaketraka, izany hoe mipetraka…tohiny
Fivalamparana: (valampotra)a.: Fandriana mitsilany ka ny tongotra atsotra tanteraka, ~ H.o.: Fakana toerana be ara-ka…tohiny
Fivalampatra: (valampatra) a.: Fomba entina mivalampatra, izany hoe mandry mitsilany ka ny tongotra atsotra tanteraka.…tohiny
Fivalanana: (valana) a.: Fandehanana an-dakana manaraka ny rano mandeha midina. ~ Fangerena, na koa ny faikan' ny…tohiny
Fivalanandrano: a.: Teny mihaja ilazana ny amany ( jer, io teny io).
tohiny
Fivalandotra: (valandotra) a.: Toetran'ny olona mivalandotra, izany hoe mandry miampatra fa reraka.
tohiny
Fivalangidina: (valangidina) a.: Toetran'ny olona na zavatra mivalangidina, izany hoe mianjera, mikororosy.
tohiny
Fivalavala: (valavala) a.: Toetran'ny olona mivalavala na manao vosobosotra,
tohiny
Fivalavalana: (valavala) a.: Fanaovana vosobosotra; fampihomehezana.
tohiny