Litera f

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fitandrantandranana: (tandrantandrana) a,: Fijerena miherikerika etsy sy eroa toy ny olona bado. tohiny
Fitandremana: (tandrina) a.: Fampifantohana ny sain amin'ny zavatra atao: Ilaina ny fitandremana rehefa manao asa-marika.…tohiny
Fitandrina: (tandrina) a.: Fomba entina mitandrina na mikarakara, manolokolo, miambina, manaraka, manatanteraka:…tohiny
Fitandro: (tandro) a: Fomba entina mitandro na mitandrina, mitsimbina (fihavanana, voninahitra). 1 p, t.: Azo…tohiny
Fitandroana: na Fitandrovana (tandro) a,: Fitandremana, fitsimbinana (voninahitra, fihavanana) fitsitsiana (hasasarana):…tohiny
Fitanehana: (tanika) a.: Fandrahoana, fampangotrahana: Fitanehana rano, /Fampiempoana: Fitanehana menaka. 1 Fanasitiliana:…tohiny
Fitanesahana: (tanesaka) a.: Fandehanana na famindrana mitsikamokamo, mivaroraka sy mitaredretra: Oadray izany fitanesahan-dRangahy…tohiny
Fitanesaka: (tanesaka) a.: Fomban'ny olona mitanesaka na mandeha mitsikamokamo, mivaroraka sy mitaredretra. tohiny
Fitangariana: (tangary) a.: Fanampohana amin-kafetsena, famitahana. tohiny
Fitangary: (tangary) a.: Fomban'ny olona mitangary, manampoka amin-kafetsena, mamitaka. tohiny
Fitangazona: (tangazona) a.: Fomba entina mitangazona, izany hoe mitan, mihazona. tohiny
Fitangazonana: (tangazona) a.: Fitanana, fihazonana, fisakanana. tohiny
Fitangerenana: (tangerina) a.: Fisangodingodinana, fitambolimbolinana. tohiny
Fitangerina: (tangerina) a.: Toetran'ny zavatra mitangerina na misangodingodina, mitambolimbolina. tohiny
Fitangirihana: (tangirika) a.: Fisiana hirika. tohiny
Fitangirika: (tangirika) a.: Toetran'ny zavatra mitangirika na misy hirika. tohiny
Fitangitrihana: (tangitrika) a.: Filentehana ao anaty...: Ny fitangitrihan'ny lefona ao anaty tany. / Fiboiboihana,…tohiny
Fitangitrika: (tangitrika) a.: Toetran'ny zavatra mitangitrika, milentika any anaty tany, na miboiboika, mifantsitsitra…tohiny
Fitangizina: (tangizina) a.: Toetran'ny zavatra mitangizina, na mifanizina, mifanety. tohiny
Fitangizinana: (tangizina) a.: Fifanetena, fifamoretana, fifanizinana. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0321