Litera f
Fisotrasotra: (sotrasotra) a.: Fomba entina misotrasotra na mihinana mambosibosika.
tohiny
Fisotrasotrana: (sotrasotra) a.: Fihinanana mambosibosika.
tohiny
Fisotrisotriana: (sotrisotry) a.: Fianjonanjonana; fikiribibiana.
tohiny
Fisotrisotry: (sotrisotry) a,: Toetran'ny olona misotrisotry na mianjonanjona, na be di-doha.
tohiny
Fisotro: (sotro) a,: Fomba entina misotro: Ataovy fisotro ranon'akoho ha ny kely azo andrandraina, ? Zavatra…tohiny
Fisotroana: (sotro) a,: Fitelemana rano, fitrohana rano amin'ny vava alohan'ny hitelemana azy: Ataovy miadana ny…tohiny
Fisovohana: (sovoka) a,: Fanatonana mangingina, antsokosoko: Ny fisovohan'ny hatsiaka no nahauoa azy. ? Fahatongavana…tohiny
Fita: (ita) a,: Fomba entina mi-ta: Toy ixao no fila amin'itai rano tsy miteniteny, tsy miondrikondrika..,…tohiny
Fitaba: (taba) a,: Fomba entina mitaba na manakorontana, na mihinan-javatra ka miosanosana ery eo am-pihinanana.…tohiny
Fitabariahana: (tabariaka) ao: Fielezana, fiparitahana, fipariahana.
tohiny
Fitabariaka: (tabariaka) a.: Fomba na toetran'ny zavatra na olona mitabariaka, izany hoe miely, mipariaka, miparitaka.…tohiny
Fitabataba: (tabataba) a.: Fomba entina mitabataba, mihorakoraka, manao teny na feo betsaka.
tohiny
Fitabatabana: (tabataba) a.: Fanaovana horakoraka na kotaba, fihorakorahana, fikotabana: Asaivo atsahany ny fitabataban'ireo…tohiny
Fitaboika: (taboika) a.: Fomba na toetran'ny rano mitaboika, izany hoe mandeha tsy migogo fa miboiboika.
tohiny
Fitabonahana: (tabonaka) a,: Fibontsinana, fivozihirana.
tohiny
Fitabonaka: (tabonaka) a.: Toetran'ny zavatra mitabonaka, izany hoe mibontsina azon' ny rivotra ao anatiny.
tohiny
Fitaboretahana: (taboretaka) a.: Fipetrahana mitaboretaka, izany hoe tsy miarina tsara fa miboretaka, toa mifotetaka.…tohiny
Fitaboretaka: (taboretaka) a.: Fomba na toetran'ny olona mipetraka mibotetaka, tsy miarina tsara fa toa miretaka,…tohiny