Litera f
Fisazohana: (sazoka) a.: Fitakiana tsy an-drariny; fakana an-keriny, tsy an-drariny: Ny fisazohany zavatr'olona…tohiny
Fisebisebena: (sebisebY) a.: Fihetsiketsehana, fivezivezena ats? ar?: Mampanahinahy ahy ity fisebiseben'ny vahoaka,…tohiny
Fisebiseby: (sebiseby) a.: Fomban'ny olona misebiseby, mihetsiketsika, mivezivezy ats? ax?.
tohiny
Fisedisedena: (sedisedy) a.: Hamaimaizana, fivezivezena ats3' arj' amim-pikorapahana.
tohiny
Fisedisedy: (sedisedy) a.: Toetran'ny olona misedisedy, maimay, mivezivezy ate ar? amim-pikorapahana.
tohiny
Fisedrana: (sedra) a.: Fitsapana ny hatsara na hamafin'ny zavatra iray: Ny memy no fisedrana ny metaly.
tohiny
Fisefahana: (sefaka) a.: Fitriarana, fitsefahana.
tohiny
Fisefosefo: (sefosefo) a.: Fomban'ny olona misefosefo na miaina mafy na miaina manano sarotra misesisesy.
tohiny
Fisefosefoana: (sefosefo) a.: Fiainana mafy na fiainana manano sarotra misesisesy: Henoy ange izany fisefosefon' Ikoto…tohiny
Fisehafana: (sehaka) a.: Fakana fofon'aina mafy, fisefosefoana mafy.
tohiny
Fisehaseha: (sehaseha) a.: Toetran'ny olona sahisahy, miandranandrana mampiseho avona, mirehareha.
tohiny
Fisehasehavana: (sehaseha) a.: Fahasahisahiana, fiandranandranana mampiseho avona, fireharehana.
tohiny
Fiseho: (seho) a.: Toetran'ny zavatra miseho, fomba itrangan'ny zavatra iray: Samy hafa arakaraka ny fisehon'ny…tohiny
Fisehoana: (seho) a.: Fanoloran-tena ho hita; Anio no fisehoan'ireo olom-boafidy voalohany, 1 Fanombohana ho hita,…tohiny
Fiselahana: (selaka) a.: Fiendahana isan'elakelany, fisilahana.
tohiny