Litera f
Firemarema: (remarema) a.: Fomban'ny olona miremarema, mihaingo amin'ny fitafiana malalaka.
tohiny
Firemaremana: (remarema) a.: Fihaingoana amin'ny akanjo na fitafiana malalaka.
tohiny
Firendrarendra: (rendrarendra) a.: Toetran'ny zavatra mkendrarendra, kanto; fomban'ny olona miedinedina, mihambohambo.…tohiny
Firendrarendrana: (rendrarendra) a.: Hakanto; fiedinedenana; fihambohamboana.
tohiny
Firendrehana: (rendrika) o.: Fiempoana.
tohiny
Firendrena: (rendry) a.: Fomba entina mirendrirendry, toetran'ny olona mirendrirendry, mivezivezy mankatsg mankarg,…tohiny
Firendrenana: (rendrena) a.: Fivezivezena, fandehanana manketsg mankarg.
tohiny
Firendrika: (rendrika) a.: Toetran'ny zavatra mirendrika.
tohiny
Firendrirendrena: (rendrirendry) a.: Fahajembena. ? H. o.: Fibedibedena foana, firediredena.
tohiny
Firendrirendry: (rendrirendry) a.: Toetran'ny zavatra mirendrtxendry, izany hoe mahajemby.
tohiny
Firenena: (reny) a.: Vahoaka iray tany, teny sy fomba, ka miray monina amin'ny fanjakana iray: Ny firenena malagasy.…tohiny
Firenirenena: (renireny) Fandehandehanana atsg sy axg tsy misy antony, fivezivezem-poana.
tohiny
Firenireny: (renireny) a: Toetran'ny olona mirenireny, na mandehandeha atsg sy ar? tsy misy antony, mivezivezy foana.…tohiny
Firenohana: (renoka) a.: Fahavarianana, fahasondrianana.
tohiny