Litera f
Fipahimpahinana: (pahina) a.: Ny toetran'izay tsy mahita mazava tsara, izay mahita manjavozavo.
tohiny
Fipaingoana: (paingo) a.: Figadrana.
tohiny
Fipaingorana: (paingotra) o.: Firaiketana amin'ny paingotra.
tohiny
Fipaingotra: (paingotra) a.: Toetra na fomban'ny zavatra mipaingotra.
tohiny
Fipaka: (paka) a.: Fomba entina mipaka. 1 Toetran'ny zavatra mipaka, mikaona, tonga hatramin'ny..,: Tsy tsara…tohiny
Fipakapaka: (pakapaka) a.: Fandeha midrahodraho (an' ny olona lava mitezotezo).
tohiny
Fipalapala: (palapala) a.: Fandeha midrahodraho (an'ny olona lava mitez otezo).
tohiny
Fipampàna: (pampana) a.: Toetran'ny olona mipampàna, izany hoe mitsapatsapa ao amin'ny maizina na noho ny toerana…tohiny
Fipampanana: (pampana) a.: Fitsapatsapana ao arnin'ny maizina, na noho ny maso pahimpahina.
tohiny
Fipaohana: (paoka) a.: Fifaohana avy hatrany ary am-pahakingana; fakana zavatra an-keriny izay entina mandosttra:…tohiny
Fipapapapana: (papapapa) a.: Famindrana maika mankatsy mankaroa noho ny fahaverezan-tsaina.
tohiny
Fipararatana: (pararatra) a.: Fikararanana, fitetevana be.
tohiny
Fipararatra: (pararatra) a.: Fikararana, toetran'ny zavatra mipararatra, izany hoe mite-te be: Ny fipararatran'ny…tohiny
Fipararetana: (pararetra) a.: Fangovitana izaitsizy, fihovitrovitana toy ny rano an-dravina.
tohiny
Fipararetra: (pararetra)a.: Toetran'ny zavatra mipararetra, mangovitra izaitsizy, mihovitrovitra toy ny rano an-dravina.…tohiny