Litera f
Fiofanana: (ofana) a: Fiomanana, amin'ny alalan'ny fianarana, hanao asa na handraY raharaha (na raharaha vaovao…tohiny
Fiofiana: (ofy) a.: Fanalana hoditra voankazo, hoditra vodin-javarnaniry, famoasana, fanalana kirany.
tohiny
Fiofo: (ofo) a.: Toetra na fomban'ny zavatra miofo, izany hoe miova volo na loko, na miova hoditra amam-bika.…tohiny
Fiofoana: (ofo) a,: Fiovanavolo, loko: Tcy tiako ny fiofoan'ity lamba it4. • Fiovana hoditra amam-bika: Ny fiofoan'ny…tohiny
Fiohina: (fioka) p.t.: Enti-milaza zavatra na olona lalovan' ny fofon'ain'ny omby mandalo mifofofofo.
tohiny
Fioirana: (oitra) a.: Fiezahana mafy mba hipoitra fa tsy hanaiky ny hotsindriana lava, fitrakana.
tohiny
Fioitra: (oitra) a.: Fomban'ny zavatra na olona mioitra,izany hoe mipoitra na miainga, raha zavatra, ary miezaka…tohiny