Litera f
Filaikolaiko: (laikolaiko) a.: Fomba entina milaikolaiko, na mamindra milanto somary miangentsana.
tohiny
Filaikolaikoana: (laikolaiko) a.: Famindrana milanto somary miangentsana, ary saika jejojejo mihitsy aza.
tohiny
Filaingoana: (laingo) a.: Farnetahana ravin-daingo amin'ny nify mba hamotsiana azy,
tohiny
Filamahana: (lamaka) a.: Fandriana midaboka amin'ny tany, fiamparana.
tohiny
Filamatra: a.: Hazo mahitsy lehibe fitsapan'ny mpandmfitra sy ny mpandatsa-biriky ny fitovian-tantana. ? H.o,:…tohiny
Filambotra: a.: Sotro lehibe. ~ Karazana vano.
tohiny
Filaminana: (lamina) a.: Fipetrahan'ny zavatra tsars eo amin'ny anjara toerany avy: Ny filaminan'ny fanaka ao an-trano.…tohiny
Filamparana: (lampatra) a.: Fanatsorana ny tongotra amantanana raha mandry.
tohiny
Filampatra: (lampatra) o.: Fomba entina milampatra, na manatsotra ny tongotra amantanana raha mandry.
tohiny
Filan-kevitra: a.: Fikambanan' olona vitsivitsy miara-mihevi-draharaha sy manapaka izay hatao: Filan-keoi-bahoaka.…tohiny
Filana: (ila) a.: Faniriana: Filan'ny vatan'ny ankizy mihetsiketsika no mahatonga azy ho tia ialao, ~ Fanirian'ny…tohiny
Filanelina: (fr. flanelle) a.: Karazan-damba volonondry na landihazo maivamaivana ne-fa mafana.
tohiny
Filangalanga: (langalanga) a,: Toetran'ny zavatra na olona milangalanga, izany hoe miteronterona amin'ny toerana avo,…tohiny
Filangalangana: (langalanga) a.: Fijoroana avo be, fijoroahana; fiteronteronana, firingiringiana; fiavonavonana, fianjonanjonana.…tohiny