Litera f
Fikitoatoavana: (kitoatoa) a.: Fanaovan-javatra tsy am-piheverana fa izay alehany alehany any fotsiny.
tohiny
Fikitokitohana: (kitoka, kitokitoka) a.: Fitezerana.
tohiny
Fikitokitoka: (kitoka, kitokitoka) a.: Fomban'ny olona mikitokitoka, izany hoe tezitra mila vaniny, mila tonony. tohiny
Fikitokitona: (kito) a.: Toetran'ny olona mikitokitona, na mora tezitra, saro-po.
tohiny
Fikitokitonana: (kitokitona) a.: Fananan-toetra malonilony lava, soso-dava.
tohiny
Fikitongatonga: (kitongatonga) a.: Toetran'ny tany tsy marin-tampon, mikitoantoana.
tohiny
Fikitra: n: Fitazonana mafy, fisarangotana. - t.i.f.: Afikitra, fikirina / voafikitra, mamikitra, famikitra,…tohiny
Fikitra: a.: Teny enti-milaza tongotr'angely afatotra amin'ny bozaka kely ka isokirana ny angely any anaty lavany…tohiny
Fikitranana: (kitrana) a,: Famoahana feon-javatra maro toy ny vy mifampikasoka; fifandixana; habetsatiana.
tohiny
Fikitro: (kitro) a.: Fomba entina mikitro, izany hoe mametraka (vatom-panorona) eo amin'ny tampina anankiroa…tohiny
Fikitroana: (kitro) a.: Fametrahana (vatom-panorona) eo amin'ny tampina anankiroa tsy mifanitsy,
tohiny
Fikitrohana: (kitroka) a.: Fifanerena, fifanizinana: Mahagaga ny fikitrohan'ny hazo amin'it9 ala ity, 1 Fidilorana:…tohiny
Fikiviliviliana: (kivilivily) a.: Fihetsiketsehana (zavatra la-va mihantona) mankatsy mankaroa.
tohiny
Fikivilivily: (kivilivily) a.: Fomban'ny zavatra mikivilivily, izany hoe mihetsiketsika miankavia miankavanana.
tohiny
Fikizahana: (kizaka) a,: Fanesoana, fanomezan-tsiny, famelivelezana, fandevilevena, fam oap oahana.
tohiny