Litera f
Fiketrahana: (petrako) a,: Sezam-piandrianana ipetrahan' ny mpanjaka, ny filoha ambonim-pirenena.
tohiny
Fiketrahana: (ketraka) a.: Fihalefahana, figedragedrana, fahakiviana: Ny fiketrahan'ny tady.
tohiny
Fiketraka: (ketraka) a.: Fomba, toetran'ny zavatra miketraka, izany hoe mihalefaka, migedragedra.
tohiny
Fiketrehana: (ketrika) a.: Fampangotrahana, fahandroana.
tohiny
Fiketronana: (ketrona) a.: Fiforetana, fivalonana, fikainkonana, fisiana fivalombalonana amin'ny tarehy: Ny fiketronana,…tohiny
Fiketsoketso: (kat-ro) a.: Fomban'ny olona miketsoketso, izany hoe mipentsompentsona, miteniteny foana.
tohiny
Fiketsoketsoana: (ketso) a,: Fipentsompentsonana, fitenitenenam-poana, milaza izay tsy tokony holazaina; fahabasiam-bava.…tohiny
Fikevohana: (kevoka) a.: Firehaka, fieboeboana.
tohiny
Fikezahana: (kezaka) a.: Fanaovana araka izay azo atao, fanaovana izay tratry ny ai-na: Tzy ampy fikezahana ny zanakao…tohiny
Fikezaka: (kezaka) a.: Toetran' ny zavatra mikezaka, na mihaety, mifintina. ~ Fomban' ny-otona mikezaka na manao…tohiny
Fikiahana: (kiaka) a.: Fanaovana feo taitra mikarantsana mafy: Ny fikiahany no nahalalana ny toerana namonoan'…tohiny
Fikiakiahana: (kiakiaka) a.: Fiantsoantsoana mafy mankarenin-tsofina.
tohiny
Fikiakiaka: (kiaka) a: Fomba entina mikiakiaka.
tohiny
Fikidanodanohana: (kidanodanoka) a.: Famindrana malako, midoladola.
tohiny