Litera f

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fijilojiloana: (jilo) a.: Fitsilotsiloana. tohiny
Fijinijiniana: (jiny) a.: Fanaovana an-kifonofono, am-po; fahavitsian-teny, fahasosotsosorana. tohiny
Fijinijiny: (jiny) a.: Toetran'ny olona mijinijiny, na vitsivitsy teny, manao an-kifonofono. tohiny
Fijininihana: (jininika) a.: Fikorianan'ny rano na ra na fitetevany tsy misy fiatoana. tohiny
Fijininika: (jininika) a.: Fomba na toetran'ny rano na ra mijininika, mikoriana tsy misy fiatoana. tohiny
Fijinja: (jinja) a.: Fomba entina mijinja: Hafa izany fij(njanareo vary izany. ? p.t.: Azo jinjaina: Tsy mbola…tohiny
Fijinjana: (jinja) a.: Fanapahana ny tahom-bary amin'ny antsim-bary; fandringanana, fandripahana, fiotazana, fandraisana…tohiny
Fijirajira: (jirajira) a.: Haavo, hamboniana. tohiny
Fijirika: (jirika) a.: Fomba fivarotra antsinjarany. tohiny
Fijjrihana: (jirika) a.: Fivarotana antsinjarany. ~ Fanaovana asan-jirika na jiolahY. tohiny
Fijoaka: (joaka) a.: Faharorohana (zaza mitombo, zavamaniry). tohiny
Fijoalajoalana: (joala) a.: Hala-varia avo dia avo; firehetana mamoaka lelafo miakatra a-vo dia avo. tohiny
Fijobona: (jobona) a,: Fomba entina mijobona, mifantina. 1 p.t.: Azo jobonina, azo fantenana. tohiny
Fijobonana: (jobona) a,: Fifidianana, fifantenana, tohiny
Fijofo: (jofo) a.: Fomban'ny zavatra miiofo, na mipololotra, mitambolimbolina. tohiny
Fijofoana: (jofo) a.: Fisondrotana, fipololorana, fitambolimbolenana, fahatongavana misosososo amim-pahasahiana,…tohiny
Fijohijohiana: (johy) a.: Fandehanana mikaviavia toy ny akoho mitsoitsoy lenan'ny orana. tohiny
Fijohijohy: (johy) a.: Toetran' ny olona na biby miiohijohy, izany hoe mandeha mikaviavia toy ny akoho mitsoitsoy…tohiny
Fijojo: (jojo) a.: Fomba na toetran'ny zavatra mijojo, izany hoe misosa moramora misononoka, milatsaka moramora…tohiny
Fijojoana: (jojo) a,: Fisosana moramora misononoka, fandehanana mizotra tsara, filatsahan'ny orana moramora mikararana.…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0401