Litera f

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fihofokofohana: (hofokofoka) a.: Fihetsiketsehana. tohiny
Fihofokofoka: (hofokofoka) a.: Fihetsiketsika, toetran'ny olona na zavatra mihetsiketsika. tohiny
Fihogahoga: (hogahoga) a.: Fomba entina miantsoantso tsy misy antony, mihogahoga. tohiny
Fihogahogana: (hogahoga) a.: Fiantsoantsoana tsy misy antony. tohiny
Fihogo: (hogo) a,: Fitaovana misy kinifinifiny, izay matetika vita amin'ny taolana na kanikanin-kena, entina…tohiny
Fihogoana: (hogo) a,: Fandamahana ny volo. tohiny
Fihoha: (hoha) o.: Fomba entina mihoha, na miantsoantso miantso vonjeo, mikoka. tohiny
Fihohana: (hoha) a,: Fiantsoana vonjy; fanakorana; fihorakorahana. tohiny
Fihohazana: (hoha) a.: Fihadiana amin'ny hoho; faniongarana zavatra avy any anaty tany; fitadiavana hahalala. tohiny
Fihohofana: (hohoka) a,: Fionganan-javatra ka ny vavany no lasa ambany: Ny fihohofan'ny uilany no tsy nilelafan'ny…tohiny
Fihohoka: (hohoka) a.: Fomba entina mihohoka, toetran'ny zavatra na olona mihohoka, izany hoe miongana ka ny vavany…tohiny
Fihohy: (hohy) a.: Fomba entina mihohy, na mihady amin'ny hoho. tohiny
Fiholairana: (holaitra) a.: Fisompiranana kely fa tsy mahitsy; fipitsohana. tohiny
Fiholaitra: (holaitra) a.: Toetran'ny zavatra miholaitra, na misompirana kely fa tsy mahitsy na mipitsoka. tohiny
Fiholantrolana: (holantrolana) a.: Fomba entina miholantrolana, na miseho ho saxotsarotiny. tohiny
Fiholantrolanana: (holantrolana) a.: Fisehoana ho sarotsarotiny. tohiny
Fiholiana: (holy) a.: Fahatahorana, fitakemorana. tohiny
Fiholy: (holy) a.: Toetran'ny olona matahotra. tohiny
Fihomaranantsody: (homaranantsody) a.: Toetran'ny olona homaranantsody, izany hoe mivaloariky ny harerahana. tohiny
Fihombo: (hombo) a.: Fomba fifikirana amin'ny hevitra; toetran'ny zavatra mihombo na mihamafy. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0982