Litera f
Fanapitripitrihana: (pitripitrika) a. : Fampirefodrefotana (menaka ao am-bilanY rehefa tenehina).
tohiny
Fanapitripitrika: a.: Fomba entina manapitripitrika, manrpirefodrefotra menaka ao am-bilany rehefa tenehina.
tohiny
Fanapitsohana: (pitsoka) a.: Fanalana taolana amin'nY toerany; famohana varavarana an-terisetra tsy misy fanalahidy.…tohiny
Fanapitsoka: (pitsoka) a : Fomba entina manapitsoka, manala taolana amin'ny toerany na mamoha varavarana an-terisetra…tohiny
Fanapizana: (py) a. : Fanakimpikimpiana ny maso, fanaovana baiko amin'ny maso.
tohiny
Fanapoahana: (poaka) a.: Fampirefotana : Fanapoahana ta-fondra). ~ Fampisehoana ampahibemaso, famakiana : Kepoka…tohiny
Fanapohana: Famohana (poka) a : Fandonana : Fanapohana fantaika.
tohiny
Fanapoirana: (poitra) a. : Fanaovana izay hisehoana, hitrangana : Sarotra ny fanapoirano io fantsika io satria tafalentiko…tohiny
Fanapoitra: (poitra) a. : Fomba entina manapoitra, mampiseho, mampitranga avy ao anaty zavatra.
tohiny
Fanapoizina: (poizina) a. Fomba entina manapoizina, manisy poizina.
tohiny
Fanapoizinana: (poizina) a. : Fanasiana poiz?na, fanomezana poizina, famosaviana.
tohiny
Fanapolahana: (polaka) a. : Famoretana, fampifaraingoana, fampileferana.
tohiny
Fanapolaka: a. : Fomba entina manapolaka, mamoritré, mampilefitra.
tohiny
Fanapolesana: (poly) a. : Famoriporetana, fikosehana, famozafozan-javatra amin' ny rantsantanana mba halemy na ho…tohiny
Fanapoly: (poly) a. : Fomba entina manapoly, mamoriporitra, mamozafoza (zavatra) amin'ny rantsantanana mba halemy.…tohiny
Fanapondipondena: Famondipondena (pondy) a. : Famenjafenjana, famoriporetana amin'ny tanana mba halemilemy.
tohiny
Fanapondipondy: Famondipondy (pondy) a. : Fomba entina manapondipondy; m am orip oritra amin'ny ta-nana. ? p.t. : Azo…tohiny