Litera f
Fanakoretika: (koretika) a Fomba entina manakoretika, manakorontana, manasafotofoto.
tohiny
Fanakoriana: (koriana)a.: Fomba entina manakoriana, mampandeha misosa miadana.
tohiny
Fanakorianana: (koriana) a Fampandehanana misosa miadana, fanasosana tsy misy manakantsakana, fanakorisana, fanakisahana.…tohiny
Fanakorintsana: (korintsana) a : Fomba entina manakorintsana, mampaneno zavatra amin' ny fanetsiketsehana voan-javatra…tohiny
Fanakorintsanana: (korintsana) a : Fampanenoana, fanetsiketsehana zavatra mba hampanenoana azy.
tohiny
Fanakorirarira: (korira) a. Fomba entina manakorirarira, mampihomehy, mandrebireby.
tohiny
Fanakorirarirana: (korira) a. Fampihomehezana; fandrebirebena; fanemoran-dava, fangatahana andro lava.
tohiny
Fanakorisa: (korisa) a. : Fomba entina manakorisa, mampisosa zavatra midina.
tohiny
Fanakorisana: (korisa) a.: Fampisosana, fanakisahana zavatra midina ka mikororosy ilay izy fa tsy mivadibadika.
tohiny
Fanakoro: Fanorokoro (koro) a. : Fomba entina manakoro na manorokoro, mariakorontana, mampisafotofoto; fomba entina…tohiny
Fanakoroana: (koro) a. : Fanaboriana (sofina).
tohiny
Fanakoroana: Fanorokoroana (koro) a. : Fanasavoritahana; fanjerana,fandrodanana.
tohiny
Fanakorobobo: (korobobo) a. : Fomba entina manakorobobo, manao haingana, manao maika.
tohiny
Fanakoroboboana: (korobobo) a. : Fanaovana haingana, f anaovana maika.
tohiny
Fanakorododo: (korododo) a: Fomba entina manakorododo, manenjika (bibY) mba handehanany haingana.
tohiny
Fanakorododoana: (korododo) a. : Fanenjehana (bibY) mba handehanany haingana.
tohiny
Fanakorodona: (korodona) a. : Fomba entina manakorodona, mandroaka (bibY) avy aoriana mba handehanany haingana.
tohiny
Fanakorodonana: (korodona) a.: Fandroahana.
tohiny
Fanakorofohana: (korofoka) a.: Fanetsiketsehana ny tena sy ny tanana.
tohiny