Litera f
Fitratreva: (tratreva) a.: Fomba entina mitratreva, izany hoe mandeha mahery setra manimba izay sendra azy; fitrifantrifana;…tohiny
Fitratrevana: (tratreva) a.: Fandehanana mahery setra ma-nimba sy mamotipotika izay sendra azy; fitrifantrifanana;…tohiny
Fitrebehana: (trebika) a.: Filentehan'(ny zava-maranitra ao anatin'ny zavatra tsindronina): Ny fitrebehan'ny lefon'…tohiny
Fitrebika: (trebika) a. :Toetran' ny zavatra mitrebika, izany hoe milentika (ao anatin' ny...).
tohiny
Fitrebika: (t.tr.), a.: Fanjaitra. Fitrebika (trebika) a.: Vy maranitra misy rantsany roa na maro atao fandraisana…tohiny
Fitrebonana: (trebona) a.: Fitsimohana, havaky vazana.
tohiny
Fitrefonana: (trefona) a.: Fitrdnana.
tohiny
Fitreforana: (trefotra) a.: Fangetôrana, fitsefbrana.
tohiny
Fitrefotra: (trefotra) a.: Fomban'ny zavatra mitrefotra na mitsefotra.
tohiny
Fitrehatreha: (trehetreha) a.: Toetran'ny olona mitrehatreha, izany hoe mirehareha amin'ny harena na fahaizana.
tohiny
Fitrehatrehana: (trehatreha) a.: Fireharehàna amin'ny harena na fahaizana.
tohiny
Fitrena: (trena) a.: Fiman'ny omby: Ny fitrenan'ny omby. ? H.o,: Fifofofofon'ny riaka. 1 Fanaovana feo mampitahotra…tohiny
Fitrerona: (trerona) a,: Fomba entina mitrerona, izany hoe manao feo mampitahotra: Mangovitra Isambilo mandre ny…tohiny
Fitreronana: (trerona) a.: Fanaovana feo mampitahotra, mampivadi-po.
tohiny
Fitresahana: (tresaka) a.: Fahavakisana saika misasaka, fitsefahana, fiverahana: NY f itresahan'ny uatolampy.
tohiny
Fitresaka: (tresaka)a.: Toetran' ny zavatra mitresaka, izany hoe vaky saika misasaka; fitsefaka; fiveraka.
tohiny
Fitrevatreva: (trevatreva) Toetran'ny olona mitrevatreva, izany hoe mivatravatra sy miriadriatra rehefa mandeha. tohiny
Fitrevatrevana: (trevatreva) a.: Fivatravatràna sy firiadriatana rehefa mandeha.
tohiny