Litera f

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Finiavana: (nia) a.: Fanaovanjavatra an-tsitrapo; asan'ny sitrapo hanao na tsy hanao zavatra iray: Misaotra anareo…tohiny
Finie: (nia) a.: Fomba entina minia, izany hoe manao zavatra an-tsitrapo. tohiny
Finitinitihana: (nitinitika) a.: Fahamaimaizana hanao zavatra amim-pieboeboana. tohiny
Finitinitika: (nitinitika) a.: Fomba entina minitinitika, izany hoe maimay hanao zavatra amimpieboeboana. tohiny
Finjifinjy: a.: Fangirifiriana na fihafihafiana noho ny aretina na ny fitondrana akanjo manery ny tena. - t.i.f.:…tohiny
Fino: (ino) a.: Fomba entina mino.l p. t.: Azo inoana. tohiny
Finoana: (ino) a.: Fitokiana izay voalazan'olona iray: Ny tsy finoanao ny teniko ihany 'Zao no nahavoa anao,…tohiny
Finomana: (inona) a.: Fisotroana tangena, - t.i.f.: Fampinomana. tohiny
Finomana: (fit.-p.) a.: Fisotroana. tohiny
Finona: (inona) a.: Fomba entina minona, izany hue misotro (tangena). tohiny
Finono: (nano) a.: Fomba entina minono. tohiny
Finonoana: (nono) a.: Fitsentsefana na fitrohana ny nono mba hisintonana ny ronono. tohiny
Fintana: a.: Vy kely ohatra ny paingotra misy motiny atao fanjonoana trondro. - t.i.f.: Fintanina, voafintana…tohiny
Fintanina: (fintana) mt.ih. (fintano): Jonoina amin'ny fintana. tohiny
Fintina: a.: Fanakelezana; fanafohezana tsy hitarozaka, fanagejana ho kely mba tsy ha-ka toerana be: Tsara fintina…tohiny
Fintinina: (fintina) mt. ih. (fintino): Gehezina na terena mba tsy hiborabora, hakelezina ny habe: Fintino tsara…tohiny
Fintsa: a.: Akondro masaka vakina sy ahahy ho maina. tohiny
Fiobonobona: (obonobona) a.: Fomban'ny lamba miobonobona, izany hoe mibontsina eny am-pitafiana azy. tohiny
Fiobonobonana: (obonobono) a.: Fanabontsinana ny lamba tafina. tohiny
Fiodiana: (ody) a.: Fikarakarana, fitsaboana. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1318