Litera f
Fijilojiloana: (jilo) a.: Fitsilotsiloana.
tohiny
Fijinijiniana: (jiny) a.: Fanaovana an-kifonofono, am-po; fahavitsian-teny, fahasosotsosorana.
tohiny
Fijinijiny: (jiny) a.: Toetran'ny olona mijinijiny, na vitsivitsy teny, manao an-kifonofono.
tohiny
Fijininihana: (jininika) a.: Fikorianan'ny rano na ra na fitetevany tsy misy fiatoana.
tohiny
Fijininika: (jininika) a.: Fomba na toetran'ny rano na ra mijininika, mikoriana tsy misy fiatoana.
tohiny
Fijinja: (jinja) a.: Fomba entina mijinja: Hafa izany fij(njanareo vary izany. ? p.t.: Azo jinjaina: Tsy mbola…tohiny
Fijinjana: (jinja) a.: Fanapahana ny tahom-bary amin'ny antsim-bary; fandringanana, fandripahana, fiotazana, fandraisana…tohiny
Fijirajira: (jirajira) a.: Haavo, hamboniana.
tohiny
Fijjrihana: (jirika) a.: Fivarotana antsinjarany. ~ Fanaovana asan-jirika na jiolahY.
tohiny
Fijoalajoalana: (joala) a.: Hala-varia avo dia avo; firehetana mamoaka lelafo miakatra a-vo dia avo.
tohiny
Fijobona: (jobona) a,: Fomba entina mijobona, mifantina. 1 p.t.: Azo jobonina, azo fantenana.
tohiny
Fijobonana: (jobona) a,: Fifidianana, fifantenana,
tohiny
Fijofoana: (jofo) a.: Fisondrotana, fipololorana, fitambolimbolenana, fahatongavana misosososo amim-pahasahiana,…tohiny
Fijohijohiana: (johy) a.: Fandehanana mikaviavia toy ny akoho mitsoitsoy lenan'ny orana.
tohiny
Fijohijohy: (johy) a.: Toetran' ny olona na biby miiohijohy, izany hoe mandeha mikaviavia toy ny akoho mitsoitsoy…tohiny