Litera f

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Fihetra: (hetra) a.: Fomba fitondrana fehikibo. Ahitsio
Fihetrahetra: (hetrahetra) a.: Firehareha, fieboebo, fiedikedika, Ahitsio
Fihetrahetrana: (hetrahetra) a.: Fireharehana, fieboeboana, fiedikedehana. Ahitsio
Fihetraketrahana: (hetraketroka) a.: Fireharehana; filana ady; fanimbana zavatr'olona; fisetrasetrana. Ahitsio
Fihetraketraka: (hetraketraka) a.: Fomba entina mirehareha, mila ady, manimba zavatr'olona, misetrasetra. Ahitsio
Fihetrana: (hetra) a.: Fitondrana fehikibo. Ahitsio
Fihetsehana: (hetsika) a.: Fihevingevenan'ny loha, vatana, tanana: Manao fihetsehana mampihomehy Isambilo, ~ Paika, hevi-petsy: Ianao koa ohatra ny mbola tsy mahalala ny fihetsehan'i Jaona. ? Fiovana tampoka amin'ny fandehan'ny aretina: Nisy fihetsehana ny aretin-drainy. Ahitsio
Fihetsika: (hetsika) a.: Fomba fandeha: Mihodinkodina amin'ny tenany ihany no fihetsiky ny tany. ? Fanao: Tsy azoazoko ny fihetsik'iny Rangahy iny. Ahitsio
Fihetsiketsehana: (hetsiketsika) a,: Fivorivoriana ataon'olona manan-javatra angatahina na takina amin'ny fanjakana: Nanao fihetsiketsehana ny mpianatra fa tsy aradalàna, hono, ny fanadinana. Ahitsio
Fihetsiketsika: (hetsiketsika) a,: Fomba entina mihetsiketsika, fikofokofohana. Ahitsio
Fihety: (hety) a.: Fomba entina mitapa-bolo: Fiheti-na tovolahy izao ka tsy tiako, izaho efa dimampolo taona Ahitsio
Fihevaheva: (hevaheua) a.: Toetran'ny zavatra mihevaheva, mihantona, mücirazorazo, Ahitsio
Fihevahevana: (hevaheva) a.: Fikirazorazoana. Ahitsio
Fiheverana: (hevitra) a.: Fisaintsainana: Ny fiheverana ny fiainana matetika mahatonga ho hendry. ~ Fandinihana, fieritreretana: Tsy ampy fiheverana ny ankizy matetika. • Fanombanana: Fa inona marina no fiheveranao ahy? Ahitsio
Fihevihevezana: (hevihevy) a.: Fikivilivilizana. Ahitsio
Fihevihevy: (hevihevy) a.: Toetran'ny zavatra mihevihevy, mikivihvily. Ahitsio
Fihevitra: (hevitra) a.: Fomba fahazoana, fandraisana: Manao ahoana no fihevitrao ity raharaha id? Ahitsio
Fihevo: (hevo) a.: Fomba entimilrevo. ? p, t.: Azo hevoina: Efa fiheoo izao ny tanimboly. Ahitsio
Fihevoana: (havai) a.: Fanapoipoirana ny tany azur anatY voly mba tsy ho rendrika. Ahitsio
Fihezaheza: (hezaheza) a.: Fomba entina mihezaheza, na mijoro, mitsangana misalasaia tsy mandroso tsy mihemotra. Ahitsio