Litera f

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Fihantsihana: (hantsika) a.: Fibaraingoana ka mandroso eo anoloana ny ampovoany. Ahitsio
Fihantsika: (hantsika) a,: Fomban'ny olona na zavatra mihantsika, izany hoe mibaraingo ka mandroso eo anoloana ny kibony na ny ampovoany: Mampihomehy ny fihantsik'iny Rangahy iny rehefa mandeha, Ahitsio
Fihantsy: (hantsy) a.: Fomba fanomezana fo olona hiady amin'ny tena, fihaika. Ahitsio
Fihaodihaodiana: (haodihaody) a,: Tahotra, fitilitiliana. Ahitsio
Fihaodihaody: (haodihaody) a, : Fahasarotan-tahotra; fomba fitilitiliana. Ahitsio
Fihaona: (haona) a.: Fomba fifanenana. Ahitsio
Fihaonana: (haona) a.: Fifanenana, fifankahitan: Teny an-tsena no nifankahitan'ny olona taloha ka izany no niantsoana ny tsena fahiny hoe fihaonana, 1 Fifanenana, fiadiana: Fihaonan-dalana, Ahitsio
Fihaorana: (haotra) a.: Fikaohana ny hoditra mba hanala hidlhidy. Ahitsio
Fihaotra: (haotra) a.: Fomba entina mihaotra, na mikaoka ny hoditra mba hanala hidihidy. Ahitsio
Fihara: (Ski) a.: Lakana fiaaka misy fanare. Ahitsio
Fiharahana: (haraka) a.: Fakana an-kery, Ahitsio
Fiharaka: (haraka) a.: Fomba fakana an-kery. ? p.t: Azo alaina an-kery. Ahitsio
Fiharana: (harana) a.: Fomba fitadiavana. Ahitsio
Fiharana: (hatra) Fahatongavana, fidonana hatrany amin'ny,..: Ny fiharan'izany any amin'ny taranaka mandim by no atahorana, Ahitsio
Fiharanana: (harana) a.: Fitadiavana: Fiharanana ady mihitsy izany. Ahitsio
Fiharatana: (haratra) a.: Fanapahana ny volombava amin' ny hareza: Mitombo ariary folo ny fihetezana raha miampy fiharatana. Ahitsio
Fiharatra: p.a.: Enti-milaza olona fetsy. ΒΆ M.h,: fer. FetsY. - F.-p,: Fihara-bava: olona tsy mba misalasala miteny na menamenatra amin'izay lazainy. Ahitsio
Fiharatra: (haratra) a.: Hareza. Ahitsio
Fiharatra: (haratra) a.: Fomba entina miharatra. ? Lelan-java-maranitra, hareza. ~ H.o.: Olona kinga aoka izany raha hiteny. Ahitsio
Fiharian-karena: a.: Fomba entina mitady namampitombo ny vola ananana. Ahitsio