Litera f
Fanasoahana: (soaka) a.: Fanoloana.
tohiny
Fanasobilabilahana: (so bila bila-ka) a. : Fandroridroritana, fisintonana atsY sy ary`.
tohiny
Fanasobilabilaka: (so bilabilaka) a. : Fomba entina manasobilabilaka, manintona atsY sy ar?,
tohiny
Fanasobilahana: (sobilaka) a. Fampivaonana, fanaovana izay hahasobilaka, hahatailana.
tohiny
Fanasobilaka: (sobilaka) a Fomba entina manasobilaka, mampivaona, mahatailana.
tohiny
Fanasobilarana: (sobilatra) a. Fanasompiranana.
tohiny
Fanasobilatra: (sobilatra) a. Fomba entina manasobilatra, manasomPirana.
tohiny
Fanasohaso: (hasohaso) a. Fomba entina manasohaso. ? p.t.: Azo na tokony hohasohasoina.
tohiny
Fanasohasoana: (hasohaso) o. Fandokadokafana izaitsizy misY eso kely na ombam-piandrandrana soa avy amin' ilay dokafana.…tohiny
Fanasokana: (soka) a. : Fanatsobohana, fandroboban olona na zavatra ao anaty rano.
tohiny
Fanasokera: (sokera) a. : Foinba entina manasokera, manodidina avy amin'ny lafiny roa na mihoatra.
tohiny
Fanasokerana: (sokera) a. : Fanodidinana avy eo amin'ny lafiny roa na mihoatra.
tohiny
Fanasoketrahana: (soketraka) a : Farnpipetrahana milamina sy miadana tsara, fanatsivetrahana.
tohiny
Fanasoketraka: (soketraka) a. Fomba entina manasoketraka, manatsivetraka, mampipetraka milamina sy miadana tsara. tohiny
Fanasolafahana: (solafaka) a.: Fampibolisaran, fandidiana na fanombinana kely amin' ny fomba misompirana.
tohiny
Fanasolafaka: (solafaka) a. Fomba entina manasolafaka, mampibolisatra; mandidy na manombina kely amin'nY fomba sompirana.…tohiny
Fanasolampiana: (solampy) a Fanaovana izay hahatonga solampy.
tohiny