Litera f
Fanasaveraverana: (saveravera) a : Fanasarirahana (ny akanjo), tsy fisampinana tsars ny lamba.
tohiny
Fanasaviliana: (savily) a. : Fanakiviliviliana; fanolahana.
tohiny
Fanasavily: (savily) a. : Fomba entina manasavily, manakivilivily.
tohiny
Fanasavoana: (savoana) aa Fomba entina manasavoana, mandefa hiakatra eny amin' ny habakabaka, manipy ambony. 1 p,…tohiny
Fanasavoanana: (savoana) a. Fandefasana hiakatra eny amin'ny habakabaka, fanipazana ambony.
tohiny
Fanasavohana: (savoka) a : Fanasiana na fanosorana savoka.
tohiny
Fanasavoka: (savoka) a : Fomba entina manasavoka, manisy na manosotra savoka.
tohiny
Fanasavorovoro: (savorovoro) a. : Fomba entina manasavorovoro, manasaritaka, manasafotofoto.
tohiny
Fanasavorovoroana: (savorovoro),a. : Fanasafitahana, fampisafotofotoana.
tohiny
Fanasavovohana: (savovoka) a.: Fanaovana antontany tsy misy kitotony.
tohiny
Fanasavovoka: (savovoka) a. Fomba entina manasavovoka, manao antontany tsy misy kitotony.
tohiny
Fanasavovona: (savovona) a. Fomba entina manasavovona, mampiavosa. ?p,t. : Azo asavovona.
tohiny
Fanasavovonana: (savovona) a: Fampifangaroana, fanavosana.
tohiny
Fanasaziana: (sazy) a. : Fanomezana sazy.
tohiny
Fanaselahana: (selaka) a. : Fanendahana isan'elakelany, fanasilahana.
tohiny
Fanaselaka: (selaka) a. : Fomba entina manaselaka, manendaka isan' elakelany.
tohiny
Fanaselarana: (selatra) a. : Fampandalovana zavatra haingana dia haingana eo anoloan' olona.
tohiny
Fanaselatra: (selatra) a. : Fomba entina manaselatra, mainpandalo zavatra haingana dia haingana eo anoloan' olona.…tohiny
Fanasendahana: (sendaka) a. Fanendahana hoditra, lamba.
tohiny