Litera f
Fanapatrapatraka: (patrapatraka) a. : Fomba entina manapatrapatraka, maniera vongan-javatra vaventiventY na vongan-drano…tohiny
Fanapatsitsirana: (patsitsitra) a. : Fampifantsitsirana, fandefasana rano hitifitra sady hiely.
tohiny
Fanapatsitsitra: (patsitsitra) a.: Fomba entina manapatsitsitra, mampifantsitsitra, mandefa rano hitifitra sady hiely.…tohiny
Fanapelapelahana: (pelapelaka) a. : Famisahana, fampanifisana.
tohiny
Fanapelapelaka: (pelapelaka) a. : Fomba entina manapelapelaka, mampanifinify. • p. t. : Azo pelapelahina.
tohiny
Fanapelipelehana: (pelipelika) a. : Fanetsiketsehana manketsy mankeroa.
tohiny
Fanapelipelika: (pelipelika) a.: Fomba entina manapelipelika, manetsika manketsy mankeroa.
tohiny
Fanapentena: (pentina) a. :Fandotoana, fanasiana pentina.
tohiny
Fanapentina: (pentina) a, . Fomba entina manapentina, manisy pentina. it p.t. : Azo asiana pentina.
tohiny
Fanapepoana: (pepo) a. : Fanaovana izay hahapepo, fanasiana lempona; fanakiviana.
tohiny
Fanaperana: (tapitra) a. : Famitana, fandoavana (vola) hatramin'ny farany : Anio no fanaperana ny trosanoo. ? a.…tohiny
Fanapihana: (pika) a. : Fampipitihana, fanalana; fanakombonana (elo...); famonoana jira mirehitra amin'ny herim-baratra.…tohiny
Fanapika: (pika) a. : Fomba entina manapika, mamPipitika, manala, manakombona (elo...), mamono jiro mirehitra…tohiny
Fanapindiana: (pindy) a. : Famelezana amin'ny fanondro izay aforitra eo amin'ny ankibe ka atsotra tampoka sy mafy…tohiny
Fanapindy: (pindy) a. : Fomba entina manatsipindy, maniely amin'ny fanondro izay aforitra eo amin' ny ankibe ka…tohiny
Fanapiritihana: (piritika) a. : Fandefasana zavatra hifantsitsitra.
tohiny
Fanapiritika: (piritika) a. : Fomba entina manapiritika, mandefa zavatra hifantsitsitra.
tohiny
Fanapitihana: (pitika) a : Fanalana zavatra hiendaka ka mampifantsitsitra azY.
tohiny
Fanapitika: (pitika) a. : Fomba entina manapitika, mana-la zavatra hiendaka ka marnpifantsitsitra azY.
tohiny