Litera f
Famotofotoana: (fotofoto) a. : Fanasavoritahana, fanakorontanana.
tohiny
Famotopotorana: (fototra) a. : Fanadihadiana, famakafakana.
tohiny
Famotorana: (fototra) a. : Fanadinadinana atao mba hahitana izay nanao, raha nisy heloka bevava vita; fakana am-bavany…tohiny
Famotrahana: Fanapotrahana (potraka) a. : Fandavoana, fampianjerana.
tohiny
Famotretrehana: (votretrika) a. : Fampifanongoavana, fanavosana tsy misy kitotony,
tohiny
Famotretrika: (votretrika) a. : Fomba entina mamotretrika. mampifanongoa, manavosa tsy misy kitotony, ? p.t. : Azo…tohiny
Famotsahana: (potsaka) a. : Fanalana, fanesorana, fanatsoahana.
tohiny
Famotsaka: Fanapotsaka (potsaka) a. : Fomba entina mamotsaka, manapotsaka, manala, manesotra, manatsoaka.
tohiny
Famotsehana: Fanapotsehana (potsika) a. : Fanorotoroana, fanamontsanana.
tohiny
Famotserana: Fanapotserana (Potsitra) a. : Fandoahana, famakiana (vaY); fampisehoana miharihary.
tohiny
Famotsiamaso: a. : Ny faritra fotsy anoloana amin'ny maso, izay boribory somary mivohitra ary tantera-pahazavana.…tohiny
Famotsiana: (fotsy) a. : Fanadiovana (metaly) amin'ny fikasohana, fandilorana.
tohiny
Famotsitra: Fanapotsitra (potsitra) a. : Fomba entina mamotsitra, manapotsitra.
tohiny
Famotsorana: (votsotra) a. : Fanafahana gadra na mpanompo; fanalàna ny fahotana.
tohiny
Famotsotra: (votsotra) a. : Fomba entina mamotsotra, manafaka. ? p. t. : Azo votsorana,
tohiny
Famovo: (vovo) a. : Fomba entina mamovo, malts hazandrano amin'ny vovo. ? p, t. : Azo vovoina.
tohiny
Famovohana: (vovoka) a. : Fanetsehana vovoka, fandrakof ana vovoka.
tohiny