Litera f
Firantirantiana: (rantiranty) a.: Fitandaharana amin'ny toerana avo na mora hita ka miharihary tsara; fitsangantsanganan-javatra…tohiny
Firantiranty: (rantiranty) a.: Toettan'ny zavatra mirantiranty, mitandahatra amin'ny toerana avo ka miharihary tsara.…tohiny
Firantsanana: (rantsana) a.: Toetran'ny zavatra mirantsana, fisampanana ho sampana madlnika.
tohiny
Firaondraona: (raondraona) a.: Toetran'ny zavamaneno miraondraona: Sondrlana er9 oho mihaino ny firaondraonan'ny orga…tohiny
Firaparapa: (raparapa) a.: Fomban'ny olona mipapapapa, mitotototo; fipapapapa, fitotototo.
tohiny
Firaparapana: (raparapa) a.: Famindrana na fandehanana tsy mahita izaY hodiavina fa mitsapatsapa; fandehanana mizotra…tohiny
Firaràhana: (raraka) a.: Fianjerana na fihintsanana (rano na voa maina) amin'ny toerana iray.
tohiny
Firaratana: (raratra) o.: Fihaingoana, firavahana.
tohiny
Firarazana: na Zorn firarazana (rary razana) a: Ny zorontrano avaratra atsinanana, izay firarian'ny razana, izany…tohiny