Litera f
Fikorobobo: (korobobo) ci.: Fomba entina mikorobobo, izany hoe manao faingana.
tohiny
Fikoroboboana: (korobobo) a.: Fanaovana haingana; fahadodonana, fahamaikana.
tohiny
Fikorododo: (korododo) a.: Fomban'ny olona mikorododo, izany hoe malka hanao zavatra, maimay.
tohiny
Fikorododoana: (korododo) a.: Fahamaikana, fahadodonana hanao zavatra.
tohiny
Fikorodona: (korodona) a.: Fomba entina mikorodona, izany hoe miara-mamindra maro ka midondona na min• gadongadona…tohiny
Fikorodonana: (korodona) a.: Fandehanana maro manao dia .maika ka mingodongodona; fingodongodona rehefa mandeha. tohiny
Fikorofohana: (korofoka) a.: Fanetsiketsehana ny tongotra aman-tanana.
tohiny
Fikorofoka: (korofoka) a.: Fomba entina mikorofoka, na manetsiketsika ny tongotra aman-tanana toy ny olona voan'ny…tohiny
Fikorombiana: (koromby) a.: Fialofana; fiarovana (tena) amin'ny...
tohiny
Fikorombimbiana: (korombimby) a.: Fanaovana araka izay azo atao; fisasarana, fisahiranana mafy.
tohiny
Fikorombimby: (korombimby) ci.: Fomba entina mikorombimby, izany hoe manao ara-ka izay azo atao.
tohiny
Fikoromby: (koromby) a.: Fomba na toetran'ny zavatra mikoromby, na mialoka, miaro tena amin'ny...
tohiny
Fikorongoana: (korongo) a.: Fiforetana, fifolahana.
tohiny
Fikorontana: (korontana) a.: Fomba na toetran'ny zavatra na olona mikorontana.
tohiny
Fikorontanana: (korontana) a: Tsy filaminana, fisafotofotoana. • Tsy fifanarahana, tabataba, fitabatabana.
tohiny
Fikoropahana: (koropaka) a.: Fihetsehana toa tsy voahevitra loatra, ka tsy mandeha amin'lzay izy ny atao noho ny fahamaikana…tohiny
Fikoropaka: (koropaka) a.: Fomba entina mikoropaka, izany hoe mihetsika maika sy maimay ka toa tsy voahevitra loatra…tohiny