Litera f

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Figedrogedroana: (gedrogedro) a.: Fitaraindrainana amampimonomononana, Ahitsio
Figehana: (gaika) a,: Fifehezana, figiazana. Ahitsio
Figeragera: (gara) a.: Toetran' ny zavatra ratsy fatotra migoragora. Ahitsio
Figigagiga: (gigagiga) a,: Toetran'ny olona na zavatra an-titra, mafy tsy laitra vakina. Ahitsio
Figigika: (gigika) a.: Fomba fitomany arahin-tsentosento, Ahitsio
Figina: (gina) o.: Toetran'ny olona migina, tsy miteny. Ahitsio
Figinana: (gina) a.: Fanaovana ditra, fiadian'ny rafitra tsara. Ahitsio
Figioka: (gioka) a,: Fomba fitsefotra, fangetotra. Ahitsio
Figiririoka: (giririoka) a.: Fomba fanenon'ny angely. Ahitsio
Figobohana: (goboka) a.: Ny feo mivoaka avy amin-javatra migoboka, loaka, poaka aty. Ahitsio
Figoboka: Figobona (goboka) a.: Toetran'ny feo migoboka na migobona, izany hoe mivoaka avy amie-javatra loaka, poaka aty. Ahitsio
Figodana: (godana) a,: Toetran' ny toerana migodana, malalaka anaranam-po. Ahitsio
Figodanana: (godana) a.: Fahalalahan anaranam-po. Ahitsio
Figodragodra: (godragodra) o.: Toetran'ny famavanin-taolana malemy, osa. Ahitsio
Figodragodrana: (godra) a.: Halemena, haosana amin'ny famavanin-taolana, Ahitsio
Figodrika: (godrika) a.: Fahosan-dohalika. Ahitsio
Figogogogo: (gogogogo) a,: Fomba fitomany arahina toloko na feo mat,. Ahitsio
Figogogogoana: (gogogogo) a.: Fitomaniana arahina toloko na feo mafy. Ahitsio
Figohana: (goka) a.: Fisotroana amim-pankasitrahana ary betsaka. Ahitsio
Figoigoihana: (goika) a.: Fitomaniana sempotsempotra arahin-tsentosento. Ahitsio