Litera f

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Figadraka: (gadraka) a.: Toetran'ny feo migadraka, ratsy faneno. Ahitsio
Figaga: (gaga) a.: Fomba anehoana fa gaga, talanjona. Ahitsio
Figagana: (gaga) a.: Fihetsehantsaina amam-panahy eo anoloan-javatra tsy fahita andavanandro, amin'ny lafiny tsara na ratsy. Ahitsio
Figaika: (gaika) a.: Toetran'ny zavatra voafehy, voatery. Ahitsio
Figaina: Figaingaina (gaina) a.: Toetran'ny andro migaingaina, izany hoe mafana aoka izany tsy misy rahona. Ahitsio
Figaka: (gaka) a.: Fomba fanenon'ny ganagana. Ahitsio
Figaka: (gaka) a.: Fomba fisotro toaka. Ahitsio
Figalabina: (galabina) a.: Toetran'ny olona migalabina, izany hoe miadana tsara. Ahitsio
Figalabinana: (galabina) a.: Fiadanana, filaminana tanteraka. Ahitsio
Figana: (gana) a,: Toetran'ny zavatra voakapoka mafy, Ahitsio
Figanagana: (ganagana) a.: Fomba fiantso ny vorombazaha. Ahitsio
Figanaganana: (ganagana) a.: Fiantsoana ny vorombazaha. Ahitsio
Figanana: (talla) a.: Fanenon' ny fandrindrinam-baravarana na ny fikapohana mafy, Ahitsio
Figaona: (gaona) o.: Fidona, fipaika. Ahitsio
Figaonana: (gaona) a.: Fidonana, fipehana. Ahitsio
Figararana: (gararana) a.: Toetran'ny rano migararĂ na, na misy feo eo am-pikorianana. Ahitsio
Figararo: (gararo) a,: Fomba entina manao fialana. Ahitsio
Figarera: (garera) a,: Toetran' ny zavatra miborerarera. Ahitsio
Figarerana: (garera) a.: Fiborerarerana. Ahitsio
Figedrogedro: (gedrogedro) a.: Fomba entina mitaraindraina. Ahitsio