Litera f

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Fifankatiavana: (tia) a.: Fitiavana mifamaly. Ahitsio
Fifanongoa: (tongoa) a.: Toetran'ny zavatra mifanongoa, miavosa, miavovona. Ahitsio
Fifanongoavana: (tongoa) a.: Fiavosana, fiavovonana. Ahitsio
Fifantana: (Tanta) a.: Fiozonozona, fianiana. Ahitsio
Fifantohana: (fantoka) a.: Fifantsihana, firaiketanamaharitra amy... Ahitsio
Fifantsanana: (fantsana) o.: Fi. hontsanam-bava. Ahitsio
Fifaohana: (faoka) a.: Fanesorana amin-kery sy haingana. Ahitsio
Fifaranana: (fora) a.: Fiafarana: NamPalahelo ny fiafaran' ilay tantara. Ahitsio
Fifaratsahana: (faratsaka) a.: Fivarinana, fianjerana. flantontana ao anaty... Ahitsio
Fifarimbonana: (farimbona) a.: Fiaraha-manao, fiaraha-miasa. Ahitsio
Fifarombahana: (farombaka) a.: Fifanesehana hanao asa iray na haka zavatra, na hiteny. Ahitsio
Fifaroratana: (faroratra) a.: Fihalavana, firoritana, fahaditiditiana. Ahitsio
Fifefehana: (fefika) a.: Faharendrehana, fahavakiana. Ahitsio
Fifefena: (fefy) a.: Fanatonana ho ao ambany fiarovana, fialokalofana: Ny fifefena amin'ny mpitandro ny filaminana. Ahitsio
Fifehezana: (fehy) a.: Fomba fitondrana, fiadidiana: MafY ny fifehezan'io mpiasam-Panjakana io. 1 Lalàna mifehy: Tsy maintsy manaraka ny fifehezan'ny sekoly ianao raha mbola te-hianatra eto, Ahitsio
Fifendrotana: (fendrotra) a.: Fiketronana. Ahitsio
Fifenjana: (fenja) a.: Figejana, figiazana. Ahitsio
Fifentifentena: (fenty) a.: Fahaizana miteny, fiangesongesoarn-piteny. Ahitsio
Fiferana: (fetra) a.: Fisoritana, fifaritana. Ahitsio
Fifetahana: (fetaka) a,: Firaiketana, fipetahana. Ahitsio