Litera f

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Fifahoana: (faho) a.: Fifangaroana. Ahitsio
Fifakoana: (fako) a.: Fanangonana (fakofako, fikotra, bozaka). Ahitsio
Fifaliana: (faly) a.: Firavoana: Androm-pifaliona • Zavatra mahafaly: Fifaliana ho ahy ny mandray anao ato an-tokantronoko. 1 Filalaovana: Tia fifaliana ny tancera, Ahitsio
Fifamofoana: (fofo) a.: Fangatahan'ny zazalahy iray zazavavy amin'ny ray aman-dreniny ho vadiny araks nY fombafomba rehetra fanao amin'izanY. Ahitsio
Fifamotahana: (fotaka) a.: Fifangaroana, ady mifanjevo. Ahitsio
Fifanana: (fana) a.: Fikobonana manao mafana tsars raha vao avy niteraka mba tsy hosovohan'ny hatsiaka. Ahitsio
Fifanantsafana: (antsafa) a.: Resadresaka mialoha ny tena votoatin-dresaka ifanontaniana ny toe-pahasalamana. Ahitsio
Fifanaretsahana: (karetsaka) a,: Fivezivezena toa mifanenjika: Mahavariana ny fifanaretsahan'ny fiarakodia amin' ny tanàn-dehibe, Ahitsio
Fifanaretsaka: (karetsaka) a,: Toetra na fomban'ny zavatra na olona mifanaretsaka, izany hoe mivezivezy ary toa mifanena ombieniombieny. Ahitsio
Fifandafarana: (lafatra) a.: Fiadiana vava. Ahitsio
Fifandirana: (fanditra) a.: Fiadiana vava, fifamaliana, fifanjihirana, Ahitsio
Fifandrotana: (fandrotra) a.: Fifatorana singory. Ahitsio
Fifandrotehana: (rotika) a.: Fifandrovitana, fifanaovana hotohoto. Ahitsio
Fifandrotika: (rotika) a.: Fomba entina mifandrotika, mifandrovitra, mifanao hotohoto. Ahitsio
Fifanekena: (aiky, eky) a.: Fifanarahana ataon'olona roa tonta momba ny zavatra iray ka samy manana andraildtra amin'ny fanatanterahana izany ny an-daniny sy ny an-kflany. Ahitsio
Fifanenana: (tsena) o.: Fifanojoan'olona roa na maro mihaona amin'ny toerana iray, fihaonana. Ahitsio
Fifaninana: (inana) a: Fomba entina mifaninana, miady izay hahazo voalohany na hahavita tsara. Ahitsio
Fifaninanana: (inana) a.: Fiezahan'olona maro miady izay hahazo voalohany na hahavita tsars. Ahitsio
Fifanjanana: (fanjàna) a.: Fifanilahana asa na adidy iray. Ahitsio
Fifanjihirana: (fanjihitra) a.: Fifandirana sy fifamaliana. Ahitsio