Litera f

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fandatsaka: (latsaka) a: Fomba entina mandatsaka na mamotraka. tohiny
Fandatsana: (latsa) a: Fanesoana amin'ny fahoriana mahazo ny sasany na amin'ny fahavoazana mihatra aminy noho ny…tohiny
Fandavahana: (lavaka) a: Fanaovana lavaka, fandoahana. tohiny
Fandavaka: (lavaka) a.: Fomba entina mandavaka, manao lavaka na loaka ao anaty tany. tohiny
Fandavana: (la) a.: Filazana fa tsy marina: Tsy mampaninona ahy ny fandavanao ny hevitro fa ny hevitra moa samy…tohiny
Fandaviana: (lauiana) a: Toetran'ny andro manjavona, misy erika madinika kely mifafy. tohiny
Fandavo: (lauo) a.: Fomba entina mandavo, mamotraka. tohiny
Fandavoana: (lauo) a: Fanjerana, famotrahana. tohiny
Fandavorariana: (lavorary) a.: Fanaovana izay hahalavorary, hahatomombana, hahatanteraka. tohiny
Fandavorary: (lavorary) a: Fomba entina mandavorary, na manao izay hahatomombana. 1 p.t.: Azo lavorarina. tohiny
Fanday: (lay) a: Biby kely lavalava sady malemilemy misy lay, izay miofo ho lolo. tohiny
Fandazo: (lazo) a.: Fomba entina mandazo, manamatroka. tohiny
Fandefa: (lefa) a.: Fomba entina mandata. / p, t.: Azo ale-fa: Tsy fandefa ny taratasy toy itony. tohiny
Fandefana: na Fandefasana (le-fa) a: Fampandehanana (olona) any amin'ny na any an-...: Fonde fasana iraka any am-pita.…tohiny
Fandeferana: (tefitra) a: Faharetana, fahandrasana, faharipo: Mahagaga ny fandeferana nasehon'i Joba. 1 Fizakana,…tohiny
Fandefitra: (lefitra) a: Fomba entina mandefitra, izany hoe miaritra, mizaka, mahari-po. tohiny
Fandefona: (lefona) a: Fomba entina mandefona. t.: Azo lefonina. tohiny
Fandefonana: (lefona) a.: Fanatsatohana lefona. tohiny
Fandeha: (leha) a.: Fomban'ny olona rehefa mandeha, famindra: Mianjonanjom-pandeha erY iny tououavy iny. 1 1…tohiny
Fandehanana: (leha) a.: Famindrana, fizorana: Ny momba ny fandehanan'ny antokontafika no foto-dresaka tao amin'ny…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1912