Litera f

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fanakisahana: (kisaka) a : Famindrana toerana; fanosehana ho eo an-tsisintsisiny, fampihatahana. tohiny
Fanakisaka: (kisaka) a. : Fomba entina manakisaka, mamindra toerana, na manosika ho eo an-tsisintsisiny, mampihataka.…tohiny
Fanakisolosolo: (kisolosolo) a.: Fomba entina manakisolosolo, manasolampilampy, manao izay hahavo ila ny tany iray.…tohiny
Fanakisolosoloana: (kisolosolo) a : Fanasolampilampiana, fanaovana izay hahavo ila ny tany iray. tohiny
Fanakitakita: Fanitakita (kitakita) a. : Fomba entina manakitakita, manitakita, mandevilevy. tohiny
Fanakitakitana: Fanitakitana (kitakita) a. : Famelivelezana,fandevilevena. tohiny
Fanakitambiana: (kitamby) a. : Fanasiana kitamby manodidina (ny tena na olona). tohiny
Fanakitamby: (kitamby) a. : Fomba entina manakitamby na manao kitamby, tohiny
Fanakitoza: (kitoza) a. : Fomba entina manakitoza, mampihantona. tohiny
Fanakitozana: (kitoza) a. : Fampihantonana. tohiny
Fanakitra: (kitro) a : Fomba entina manakitra, manakotaba, manakotrana. tohiny
Fanakitrana: (kitra) a. : Fanakotabana, fanakotranana. tohiny
Fanakitrana: (kitrana) a.: Fomba entfna manakitrana, mainpiady olona. tohiny
Fanakitranana: (kitrana) a : Fampifampikasohana, fampanenoana, fampiadiana, farnpirisihana hiady. tohiny
Fanakitrohana: (kitroka) a : Fanaovana izay hampifanizina; fampidilorana ny nify miady. tohiny
Fanakitroka: (kitroka) a.: Fomba entina manakitroka, mampifanizina, na mampidilotra ny nify miady. tohiny
Fanakiviana: (kivy) a : Fanaovana izay hahakivy, fanaketrahana. tohiny
Fanakiviliviliana: (kiviliuily) a: Fanetsiketsehan-javatra (mihantona) hankatsy hankaroa, fanasaviliviliana, fampisaviliviliana,fanakipilipilizana.…tohiny
Fanakivilivily: (kiuiliuily) a : Fomba entina manakivilivily, manetsiketsika (zavatra mihantona) hankatsy hankaroa,…tohiny
Fanakivy: (kioy) o. : Fomba entina manakivy, manaketraka. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0715