Litera f

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fanajarihana: (jarika) a. : Fampijoroana ela miandry. tohiny
Fanajarika: (jarika) a : Fomba entina manajarika, mampijoro ela miandry, tohiny
Fanajary: (hajary) a. : Fomba entina manajary, mamboatra; mamitram-pihavanana; manala. ? p. t. : Azo amboarina;…tohiny
Fanajedahana: (jedaka) a. : Famonoana ho faty. tohiny
Fanajedaka: (jedaka) a. : Fomba entina manaiedaka, ma-mono ho faty. • Azo ajedaka, tokony hajedaka : Fanajedaka…tohiny
Fanajobo: (jobo) a. : Fomba entina manajobo, manamamo. tohiny
Fanajoboana: (jobo) a. : Fanamamoana. tohiny
Fanajorobohana: (joroboka)a: Fanasokana na fandentehana ao anaty rano, famarinana ao anaty rano tsy hipoitra. tohiny
Fanajoroboka: (joroboka) a : Fomba entina manajoroboka, mandentika ao anaty rano, mamarina ao anaty rano tsy hipoitra.…tohiny
Fanaka: a. : Anarana iiazana freo zavatra ilaina na ampiasaina fomban'ny tokantrano, toy ny seza, faraf ara...…tohiny
Fanakà: (akà) a. : Fomba anal-na manakà na mody tsy mahatala, manantsafa, mananihany. tohiny
Fanakady: (kady) a : Fomba entina manakady, marnera-ka kady (hazo atsangana manambara fa efa misy tompony ilay…tohiny
Fanakaiky: (akaiky) a Fomba entina manakajky,l p, t. : Azo akekezfna : Tsy fanakaiky ny olona toy ireny. tohiny
Fanakainkona: (kainkona) a. : Fomba entina manakainkona, mampifintina. tohiny
Fanakainkonana: (kainkona) o.: FamPifintinana. tohiny
Fanakaiza: (sakaiza) a. : Fomba entina manakafza na ma-ka ho sakaiza. tohiny
Fanakaka: (kaka) a. : Fomba entina manakaka na manisy kaka. tohiny
Fanakakana: (kaka) a : Fana-siffla kaka. tohiny
Fanakalo: (takalo) a : Fomba entina manakalo, ~ p.t. : A-zo atakalo : Tsy mba fanakalo ny zavatra sarobidy toy…tohiny
Fanakalozana: (takalo) o. : Fanoloana : Nisy fanakalozana sambobelona tamin'ny tafika roa tonta. •Fanoloana ho vola…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0714