Litera f

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Faneferana: (efitra) a.: Fanasiana zavatra eo anelanelan'ny zavatra roa na maro izay tsy tiana hifampikasokasoka…tohiny
Fanefikefehana: (hefikefika) a,: Fanetsiketsehana, fanozongozonana. tohiny
Fanefikefika: (hefikefika) a,: Fanozongozona, fane tante tsika. tohiny
Fanefitra: (efitra) a.: Zavatra entina misakana zavatra roa tsy hipoka. 1 H.o.: Fanafody miaro amin'ny aretina,…tohiny
Fanefohefo: (hefohefo) a.: Toetran'ny mpanankarena manandaza. tohiny
Fanefohefoana: (hefohefo) a.: Lazan'ny mpanankarena: A-taony ho fahamboniana ers', ny fanefohefoan'Ingahy Rampanariuo!…tohiny
Fanefy: (tefy) a.: Fomba entina manefy. 1 p, t.: Azo tefena. tohiny
Fanehana: (aika) a.: Fanerena, fangejana: Tsy maintsy atao tsara ny fanehana ny tsihy eo am-panaouana azy, * Fiantsoana:…tohiny
Fanehatra: (sehatra) a.: Fomba entina manehatra, mifanena amin'nY... tohiny
Fanehitra: a: Aretiri-kibo mahatonga hivalan-dava tsy ankijanona. ¶ M.h,: Fitsiririhana, tohiny
Faneho: (seho) a.: Fampiseho. • p, t, : Azo aseho. tohiny
Fanehoana: (seho) a.: Famborahana mba ho hita, fampisehoana ety ivelany: Ny fiondrehana raha mandalo ny Filoha…tohiny
Faneja: (heja) a.: Fomba entina maneja, manatsara bika. 1 p. t.: Azo hatsaraina bika. tohiny
Fanejana: (heja) a.: Hatsarambika. tohiny
Fanejokejo: (kejokejo) a.: Fomba entina manejokejo, manolikoly, manangoly. tohiny
Fanejokejoana: (kejokejo) a.: Fanolikolena, fanangolena, fanojokojoana. tohiny
Fanekena: (eky) a.: Tsy fandavana: Ho hitonao fa hitondra soa ho anao ny fanekenao ny teniko, e Fankatoavana:…tohiny
Fanelakelahana: (elakelaka) a,: Fanendahana (zavatra maro mitambatra) hiala tsirairay. tohiny
Fanelakelaka: (elakelaka) a.: Fomba entina manelakelaka, manendaka tsirairay. ~ p.t.: Azo elakelahina tohiny
Fanelanelanana: (elanelana) a.: Alalana, fangatahana atao ho an'olona: Tamin'ny fanelanelanan-dRanaiuo no nahazoako…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0213