Fibedana | : | Jer. Fambedana.
Ahitsio |
Fibedehana | : | (bedika) a.: Fimonomononan-dava, fitenitenen?m-p oana.
Ahitsio |
Fibedesana | : | (bedy) a.: Fananarana, faniniana lavareny.
Ahitsio |
Fibedibedena | : | na Fibedibedesana (bedibedy) a,: Fimenomenonana miverimberina. • Fananarana na faniniana lavareny tsy an-kiato. q Firediredena, fitenitenenam-poana tsy misy heviny.
Ahitsio |
Fibedika | : | (bedika) a.: Fouilla entina mibedika na mibedy, izany hoe miteniteny foana na mitezitra.
Ahitsio |
Fibehambehanana | : | (behana) a.: Fisehoana ho makadiry na lehibe eo am-pijoroana na am-pandehanana; fanaovana fihetsika manakantsakana na misalovana ny hafa rehefa mandeha.
Ahitsio |
Fibelahana | : | (belaka) a.: Toetran'ny endrika na ny maso mibelaka.
Ahitsio |
Fiberohana | : | (beroka) a.: Fitenenana teny tsy fantatra, miboredika.
Ahitsio |
Fibetrohana | : | (betroka) a.: Fanehoana endrika vinitra sady toy ny hamono, fandrahonana.
Ahitsio |
Fibibahana | : | (bibaka) a.: Fizihirana makadiry; fivontosan' ny fery mibinaka, ka mamoro-nana any anatiny any.
Ahitsio |
Fibibaka | : | (bibaka) a.: Fivonto, fizihitra.
Ahitsio |
Fibikana | : | (bika) a.: Fanombanana, fijerena bikan'olona na zavatra.
Ahitsio |
Fibilahana | : | (bilaka) a.: Fahasfmban-javatra mahatonga azy ho vilana.
Ahitsio |
Fibilaorana | : | (bilaotra) a.: Fihodivirana kely any amin'ny tsy tokony haleha.
Ahitsio |
Fibiriohana | : | (birioka) a,: Fivilianana any amin'izay tsY izy; fisompiranana any amin' ny tsy tokony haleha: Mandehana miadana fa atahorako ny fibirfohan'ny fiara any an-kady. q Fandosirana, file-fana.
Ahitsio |
Fibisiohana | : | (bisioka) a.: Fiviliana lalana.
Ahitsio |
Fibitahana | : | (bitika) a.: Fitsinjahan-kafaliana: Akory ny fibitahan 'ny ankizy nahita andrainy nitondra kilalao!
Ahitsio |
Fibitsihana | : | (bitsika) o.: Fitenenana malemY dia malemy eo am-poto-tsofin'olona mba tsy handrenesan'olonkafa izay lazaina,
Ahitsio |
Fiboadaboadana | : | (boadaboada) a.: Fitenenana misafotofoto, fiboredidredehana.
Ahitsio |
Fiboalaboalana | : | (boalaboala) a.: Fifanetena (ny hazo ao anaty kirihitrala),
Ahitsio |