Litera f

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Fibanaka: (banaka) a.: Toetran' ny zavatra misokatra be, mivoha tanteraka. Ahitsio
Fibandrina: (bandrina) a.: Fijery amin'ny maso mivontirika mahatahotra. Ahitsio
Fibandrinana: (bandrina) a,:Fijerena amin'ny maso mivontirika feno fandrahonana, mahatahotra. Ahitsio
Fibango: (bango) a.: Fomba entina mibango na mandrandrana ny volo, g p.t.: Azo bangoina: Volo tsy fibango itony, Ahitsio
Fibangoana: (bango) a,: Fandraotana, dia fandrandranana ny volo, Ahitsio
Fibanjina: (banjina) a.: Fomba entina mibanjina, na mijery mifantoka tsara, gp.t.: Azo banjinina, azo jerena fantohana tsara. Ahitsio
Fibanjinana: (banjina) a.: Fijerena mifantoka tsara. Ahitsio
Fibaraingoana: (baraingo) a.: Fahamelohan-javatra tsy mahitsy sady miolana. Ahitsio
Fibarana: a.: Karazan'antsy la-va taho, mifaingo-doha ny lelany, ampiasaina hikapana herana, zozoro... Ahitsio
Fibarara: (barara) a.: Fomba entina mibarara, izany hoe manaiky sy miaiky ny hadisoan'ny 'Lena noho ny fisehoan'ny marina tsy azo lavinaintsony. Ahitsio
Fibararahana: na Fibararana (bararaka, barara) a.: Fanaikena sy fiaikena ny hadisoan'ny tena noho ny fisehoan'ny marina tsy azo lavina intsony, Ahitsio
Fibararaka: Jer. Fibarara. Ahitsio
Fibararana: (barara) a,: Fiaikena fa diso rehefa voapotsitra ny ratsy natao. Ahitsio
Fibarera: (barera) a.: Toetran' ny zavatra (elatra, lamba, feo) mibarera, izany hoe mivaha, miboraka, mitambotsotra. Ahitsio
Fibarerana: (barera) a.: Fiborahana, fivahana, fitambotsorana (elatra, lamba, feo...). Ahitsio
Fibata: (bata) a.: Fomba entina mibata na manainga zava-mavesatra amin'ny tanan-droa. Ahitsio
Fibatana: (bata) a.: Fanaingana amin'ny tanana, fanonjonana. Ahitsio
Fibebahana: (bebaka) a.: Fiaikena ny hadisoana, fangataham-pamelana: Mba henoy re ny fibebahany aminaol q Fiovana ho kristianina; Angataho isan'andro amin 'Andriamanitra ny fibebahan'ny tey mpino. Ahitsio
Fibedabeda: (bedabeda) a.: Fomba entina mibedabeda na mandralray zavatra izay fihimpihinina ary avadibadika. Ahitsio
Fibedabedana: (beda) a,: Fandraidraisana zavatra izay fihimpihinina ary avadibadika; famonjafonjana. Ahitsio