Litera f

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Fiarandalamby: a.: Karazana fi-ara entina eton-drano na maotera saingy manana lalana manokana, dia tsoriam-bY roa mitovy elanelana hatrany izay atao hoe lalambY; ny fiarandalamby dia antsoina koa amin'ny anarana mahazatra hoe lamasinina. Ahitsio
Fiaro: (aro) a.: Anarana ikambanam-be ikazana izay rehetra ampiasaina hiaro. q Ny tambin'ny lakan-kely miaro azy amin'ny onja. Ahitsio
Fiaroloha: anisan' ny akanjon'ny mpiady, toy ny satroka vy fiarovana ny loba amin'ny bala. / Fiaro tratra: akanjon'ny mpiady fiarovana ny tratra amin'nY bala. ! Fiaro tsingala: fitaovaria enti-manatantavana. ¶ M.h,: Masoarivo, maharotsingala. Ahitsio
Fiarovoalavony: a.: Hazo manaraka ny sisin'ny tafo mba hiarovana azy amin'nY voalavo. Ahitsio
Fiatiana: a.: Haben'ny rano mahafeno toerana iray ka ny litatra no venty fampiasa amin'ny fiatiana; oh. 3 litatra ny fiatian'ity siny ity. Ahitsio
Fiavotra: (avotra) a.: Ketsa efa antitra ka afindra. • Tandrakely fanalana volo (indraindray koa soratana hoe fihavitra. Ahitsio
Fiavy: (avy) a,: Fahatongavana: Indraindray tsy fantatra akory ny ftauin'ny rivo-doza. * Ohab.: Mateti-piavy toa sotro-kely: enti-rnilaza fialan-tsfny raha toa ka voatery miteny matetika eo amin'ny fivoriana iray, Ahitsio
Fiazana: (fia) mt.ih. (fiazo): Gejaina mafy, poretina: Axa fiazanao toy izao ny tanako. q Tanana tsy omena: Nofiazany telo taona tan)' ny uolak o, Ahitsio
Fibabohana: (baboka) a.: Fiekena, fitsorana ny hadisoana na ny faharesena. * Ohab.: Heloka ibabohana mody rariny: matetika ny fiekena fa diso, izany hoe ny fifonana, dia mahatonga ho afa-keloka. Ahitsio
Fibadabadana: (bada) a.: Fiambatrambarana, fiakanakanana rehefa miteny. Ahitsio
Fibafohana: (bafoka) a.: Fitsilailaizana; fatoriana lava eo am-pandriana; fibofohana. Ahitsio
Fibafoka: (bafoka) a.: Fomban' ny olona mibafoka, izany hoe mitsilailaY, mitsinkasinkasina; fibofoka. Ahitsio
Fibahana: (bahana) a.: Fomba entina mibahana, izany hoe manatsivetraka ny tanana sy tongotra mba hahazo toerana malalaka. Ahitsio
Fibahanana: (bahana) a.: Fanatsivetrahana nt' tongotra aman-tanana mba hahazo toerana malalaka na hisakana ny ao afara tsy handeha. Ahitsio
Fibaiko: (baiko) a.: Fombaentina mibaiko, izany hoe ma-nome baiko na famantarana ifanaovana, na teny fampanaovan-javatra. Ahitsio
Fibaikoana: (baiko) a.: Fanomezana famantarana ifanaovana na teny fampanaovanjavatra. Ahitsio
Fibaka: (baka) a,: Fomba na toetran'ny zavatra mibaka, izany hoe mihataka misokatra be, toy ny tandrok'omby sasantsasanY. Ahitsio
Fibakana: (baka) a,: Fihatahana: Mahazendana ny fibakan'itti tandrok'omby ira)' i-t?. Ahitsio
Fibanabana: (banabana) a.: Toetra na fomban'ny zavatra, toy ny varavarambe na varavarankely, izay mivoha tsara tanteraka. Ahitsio
Fibanabanana: (banabana) a.: Fisokafana tanteraka (varavarana): Miady ny rivotra noho ny fibanabanàn'io oarauarana io. Ahitsio