Litera f

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Fiantraika: (traika) a.: Fidbna amin-iavatra. Ahitsio
Fiantraikana: (traika) a,: Fiait). nana amin-iavatra. Ahitsio
Fiantrana: (antra) a.: Fihetseham-po mahatonga ny olona hanampy ny ory sy ny mahantra. 1 H.i.: Ny vola omena hanampiana ny ory: Tsy tapaka ny manome fiantrana ny mpangataka iny Ramatoa in y. Ahitsio
Fiantrano: (trano) d.: Fomba entina miantrano, miditra an-tranon'olona. Ahitsio
Fiantranoana: (trano) a,: Fidirana ao an-tranon'olona. ? Fangataham-bady atao loabary an-dasy eo anatrehan' ny mpianakavy roa tonta, amPiana ny dinidinika ny amin'izay andro hampakarana sy ny hatao amin'izany; amin'ny fiantranoana koa no anomezan-drazazalahy fitafiana ho an-drazazavavy. ]reo zatovo mifanaiky hivady toy izany no natao taloha hoe: "vady vita fiantranoana". Ahitsio
Fiantsena: (tsena) a.: Fomba entina miantsena. Ahitsio
Fiantsenana: (tsena) a,: Fandehanana mankany an-tsena. Ahitsio
Fiantsoavaliana: (sooualy) a.: Fitaingenana soavaly. Ahitsio
Fiantsoavaly: (soaualy) a,: Fom ba entina mlantsoavaly, Ahitsio
Fiantsonan-dalamby: a,: Toerana fiianonan'ny lamasinina; gara. Ahitsio
Fiantsonana: (antsona) a.: Toerana fijanonan'ny fiara isankarazany: Fiantsonandoiom• by, fiantsonam-piaramanidina. Ahitsio
Fiantsorohana: (antsoroka) a,: Fandraisana ho adidy, fiandraiketana. Ahitsio
Fiantsoroka: (antsoroka) a,: Fomba entina miantsoroka, izany hoe mandray ho adidy, miandraikitra. Ahitsio
Fiara: a.: Filanjana misy takoboka. g Zavatra fitondrana an-tanety na anaty rano. - t.i.f.: Fiarakaretsaka, fiarakodia, fiaramanidina, fiarambahoaka, fiarandalamby, Ahitsio
Fiarahaba: (arahaba) a,: Fomba arahina rehefa miarahaba: Miala satroka no fiarahaban' ny tandrefana. Ahitsio
Fiarahabana: (arahaba) a.: Asa atao rehefa miarahaba: Ny fiarahabana dia mariky ny fahalalam-po m ba. Ahitsio
Fiarakaretsaka: a.: Anarana o-mena ny fiarakodia madinika izay mifanaretsaka mitondra olona amin'ny tanàn-dehibe. Ahitsio
Fiarakodia: a.: Anarana omena ny fiara misy kodiarana efatra mandeha amin'ny maotera izay ampandehanina kosa amin'nY lasantsy na gazoaly. Ahitsio
Fiaramanidina: a,: Karazana fi-ara entina maotera iray na maro mataniaka misidina eny amin'ny habakabaka. Ahitsio
Fiarambahoaka: a.: Anarana o-mena ny fiarakodia lehibe mahalany olona betsaka izay mitatitra olona amin'ny tanàndehibe manaraka lalana efa voatondro handehanany sy hiverenany hatranY, aotobisy. Ahitsio