Litera f

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Fiàlikàlika: (alika) a.: Fomban' ny olona mialikalika, izany hoe manala-bara-tena, manavazin-tena. Ahitsio
Fialikàlika: (alika) a.: Fomban' ny olona mialikàlika, izany hoe miseho ho sarotiny. Ahitsio
Fialikalikana: (alika) a.: Fanalam-bara-tena; tsy fahalalana menatra; faharatsiam-piaina. Ahitsio
Fialonana: (alona) a.: .üahelo noho ny soa azon'ny sasany: Mikiky andro aman Mina an' izay mitahiry azy ny fialonana. - F,-p.: Velom-pidonana: maniarY mialona: Velompialonana ry zoky mahito anay nambinino tamin'ny horena. ¶ M.h.: Mialona, rnitsiriritra, ory hava-manana, mea-halo vady voky, kiI¢san'ny fialonana. Ahitsio
Fiambenana: (ambina) c.: Fiandrasana, fanaovana andry maso: Anjarako ny fiambenana rahampitso, Ahitsio
Fiambezoana: (ambeao) a.: Fangatahana mafy, frtampesoana. Ahitsio
Fiamboho: (voho) a.: Fomba entina miamboho, izany hoe mitodika ka ny ivoho no a-tao manoloana nions. Ahitsio
Fiambohoana: (voho) a.: Fitodihana ka ny ivoho no atao manoloana olona; fandosirana. • H.o.: Fahafatesana (raha andriamaniaka na olona ambony no tenenim). Ahitsio
Fiamboniana: (ambony) a.: Toetra maha-ambony, fahamboniana, fiandrianana: Ny fiambonian'ny mpanoro lalana ny vahoaka, Ahitsio
Fiambozona: (vozona) a.: Fomba entina miambozona, izany hoe mitondra eny am-bozona: Izao no (iombozona meday, ? p.t.: szo iambozonana: Tsy fiambozona iny raha iny fa esory any. Ahitsio
Fiampaingo: (paingo) a,: Fomba entina miampaingo, izany hoe midi-pahasahiranana amin'ny fiantohana trouai' olona. Ahitsio
Fiampaingoana: (paingo) a.: Fisahiranana amin'ny fiantohana trosan'olona. Ahitsio
Fiana: a.: Karazan-kazandrano maro. Ahitsio
Fianahana: (anaka) o.: Fifankahazoan'ny ray aman-dreny sy ny zanaka: Toa ratsy indray, hono, ny fianahon-dry Rakoto sy ny zanany. Ahitsio
Fianakaviana: (anaka) a.: Fitambaran'ny ray sy ny reny ary ny zanaka' izay antsoina koa hoe mpianakavy. Ahitsio
Fianarana: (anatra) a.: Fampifantohana ny saina mba hahay sy hitadidy zavatra. Ahitsio
Fiandaniana: (lany) a.: Fombana, fanarahana. Ahitsio
Fiandany: (lany) a.: Fomba entina miandany, izany hoe momba, manaraka. Ahitsio
Fiandohana: (loha) a.: Fiantombohana. Ahitsio
Fiandraiketana: (andraikitra) a,: Fandraisana ho adidy, fiadidiana, fiantohana: A-nao ny fiandraiketana ny sakafon'ny mpitsangantsangana. Ahitsio