Litera f
Fanaketrahana: (ketraka) a Fanagedragedrana : Mora ve ny fanaketrahana ny tadintsipika ! ~ Fanalefahana : Fanafody…tohiny
Fanaketraka: (ketraka) a Fomba entina manaketraka, managedragedra; manalefaka, mampitony.
tohiny
Fanaketrona: (ketrona) a. Fomba entina manaketrona, manisy ketrona.
tohiny
Fanaketronana: (ketrona) a. Fanasiana ketrona na lefiravina amin'ny akanjo, fanaovana izay hampikainkona zavatra. tohiny
Fanakezahana: (kezaka) a : Fampanifisana.
tohiny
Fanakezaka: (kezaka) a : Fomba entina manakezaka, mampanifY.
tohiny
Fanakiahana: (kiako) a. : Fandrangotana, fanendahan-koditra; fanoritana kely aminjavatra maranitra.
tohiny
Fanakiaka: (kiako) a.: Fomba entina manakiaka, manoritra kely amin-java-maranitra, mandrangotra.
tohiny
Fanakianana: (kiany) a : Fanomezan-tsiny, faniniana, fanadidiana.
tohiny
Fanakibo: (kibo) a. : Fomba entina manakibo, manitikitika; fanitikitika. ~ p.t. : Azo kibokiboina, kitikitihina…tohiny
Fanakifihana: (kifika) a : Fanilihana, fanifihana.
tohiny
Fanakifika: (kifika) a. : Fomba entina manakifika, manilika, manifika.
tohiny
Fanakihoana: (kiho) a, : Famelezana amin'ny kiho, famelezana don-kiho.
tohiny
Fanakikisana: (hiky) a. : Fikaohana, fanfhisana; fihinanana, fikepohana ny fananan'ny sasanY.
tohiny
Fanakiky: (kiky) a : Fomba entina manakiky, mikaoka, manihy; mihinana, mikepoka ny fananan'ny sasany.
tohiny
Fanakilana: (kilo) a. : Fandoroana, fitonoana.
tohiny
Fanakilrana: (kibo) a : Fanitikitihana.
tohiny