Litera f

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fanaingoka: Fitsaingoka (tsaingoka) a. : Fomba entina manaingoka na mitsaingoka. tohiny
Fanaintaina: (taintoina) a. Toetran'ny tena manaintaina, mahatsiaro fanombotrombotana. tohiny
Fanaintainana: (taintaina) a. Fanombotrombotana. tohiny
Fanairana: (taitra) a. : Famohazana : Ataovy amin' ny enina ny fanairana ny ankizy mpianatra sao diso fidirana…tohiny
Fanaitaizana: (taitay) a. : Fandodonana, fanafainganana. tohiny
Fanaitay: (taitay) a. : Fomba entina manaitay, mandodona. tohiny
Fanaitra: (taitra) a, : Fomba entina manaitra na mampitahotra tampoka. ? p.t. : Azo tairina : Tsy mba fanaitra…tohiny
Fanaja: (haja) a. : Fomba entina manaja, manome voninahitra. 1 p,t. : Azo hajaina, tokony hohajaina : Fangia…tohiny
Fanajadona: (jadona) a. : Fomba entina manajadona, manatsatoka. ?p.t. : Azo ajadona, ara atsatoka. tohiny
Fanajadonana: (jadona) a. : Fanatsatohana. tohiny
Fanajamba: (jamba) a. : Fomba entina manajamba, manao fzay tsy hahitana, mamotsitra maso; manampina ny ma-son'…tohiny
Fanajambana: (jamba) a, : Fanaovana izay tsy hahitana; famotsirana maso; fanapenana ny mason' eritreritra. tohiny
Fanajana: (haja) a. : Fanomezana hala, voninahitra : Fanajona ny Razana no amadihana azy. ~ Fanaovana ho zavatra,…tohiny
Fanajanona: Fanjanona (janona) a. : Fomba entina mampiato, tsy mamela hanohy, mamela, mametraka. tohiny
Fanajanonana: (janona) a. : Fampiatoana : Ity oe ny fanajanonana fiara? ~ Tsy famelana hanohy, famelana, fametrahana…tohiny
Fanajaradona: (jaradona) a. : Fomba entina manajaradona, mampijoro mahitsy. tohiny
Fanajaradonana: (jaradona) a. : Fampijoroana mahitsy. tohiny
Fanajariana: (hajary) a. : Fanamboarana; famitranana fihavanana ; fanajana. tohiny
Fanajaridina: (jaridina) a. . Fomba entina manajaridina, mamPijoro mahitsy tsara tsy mihetsika. tohiny
Fanajaridinana: (jaridina) a. : Fampijoroana mahitsy tsara tsy mihetsika. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0147