Litera f

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fitsotsotsotsoana: (tsotsotsotso) a.: Famoahana feo toy ny an'ny zavatra dorana ka lemana tampoka. tohiny
Fitsovahana: (tsovaka) a.: Fahamaizana avY amin'ny sakafo mahamay na rano mangotraka ka mampienda-koditra tohiny
Fitsovaka: (tsovaka) a.: Toetran'ny hoditra mitsovaka, izany hoe main'ny rano mangotraka ka miendaka. tohiny
Fivadiana: (vady) a.: Firaisana, fiaraha-miaina toy ny mpivady, ? Fiarahana: Tsy dia tsara ny fivadian'ny paittao…tohiny
Fivadidirana: (vadiditra) a. : Fioi.anolànana, fifadidirana. tohiny
Fivadiditra: (vadiditra) a.: Toetran'ny zavatra mivadiditra, na miolanolana, tohiny
Fivadihana: (vadika) a.: Fifandisoana ka ny lafy ratsiny indray no miseho: Ny fivadihan'ny lamba. ? Fanaovana ny…tohiny
Fivady: (vady) a,: Fomban'ny olona mivady na miray. tohiny
Fivaha: (vaha) a.: Toetran'nY zavatra mivaha, izany hoe miboraka, miala ny fatorana, tohiny
Fivahana: (vaha) a.: Fiborahana; fialan'ny fatorany. tohiny
Fivahiniana: (vahiny) a.:Fandehanana any an-tany lavitra, ans' an-trano na tanin'olona ka mandalo ihany fa mbola…tohiny
Fivahiny: (vahiny) a.: Fomba entina mivahiny na miantrano any an-tranon'olona, na mandeha any an-tany hafa. tohiny
Fivahorana: (vahotra) a.: Fahangolin'ny hatsiaka; fatahorana; fijanonana tsy mahahetsika, tohiny
Fivahotra: (vahotra) a,: Toetran'ny olona mivahotra, izany hoe mijanona tsY mahahetsika, na ngolin'ny hatsiaka.…tohiny
Fivahovaho: (vahovaho) a.: Toetran'ny olona mivahovaho, na mihararetra; fiakanakana. tohiny
Fivahovahoana: (vahovaho) a.: Fangovingovitana; flambakambakana. tohiny
Fivaika: (vaika) a.: Toetran'nY basy mivaika, izany hoe miatrana. tohiny
Fivaikana: (vaika) a.: Fiatrànana (basy). tohiny
Fivaikavaika: (vaikavaika) a,: Toetran'ay olona mivaikavaika, izany hoe mivozavoza, midrahodraho. tohiny
Fivaikavaikana: (vaikavaika) a.: Fivozavozàna, fidrahodrahoana, fitaraikiraikena. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0789