Litera f
Fitsikefakefahana: (tsikefakefaka) a.: Fiendahana amin'ny laniny iray; fihofahofàna amin'ny laniny iray.
tohiny
Fitsikefakefaka: (tsikefakefaka) a.: Toetran'ny zavatra mitsikefakefaka, izany hoe miendaka amin'ny laniny iray.
tohiny
Fitsikera: (tsikera) a.: Fomba entina mitsikera, izany hoe manao izay tsy hifatraran' ny zavatra iray, manasaratsaraka,…tohiny
Fitsikerana: (tsikera) a.: Fanasaratsarahana, tsy famelana hifitsaka: Ny anton'ny fitsikerana ny mololo dia mba hahamaina…tohiny
Fitsikiakia: (tsikiakia) a.: Fomba entina mitsikiakia, izany hoe mampihomehy, manao hatsikana.
tohiny
Fitsikiakianana: (tsikiakia) a.: Fampihomehezana, fanaovana hatsikana, famazivaziana, fisangisangiana: Lany ny andro…tohiny
Fitsikilo: (tsikilo) a.: Fomba entina mitsikilo, izany hoe mizaha taratra, manara-maso sy mihainohaino izay ataon'ny…tohiny
Fitsikiloana: (tsikilo) a.: Fanaovana ara-maso sy fihainohainoana izay rehetra ataon'ny olona iray, nefa tsy hitany;…tohiny
Fitsikintsikina: (tsikintsikina) a.: Toetran'ny olona mitsikintsikina, izany hoe midihindihina, mitikintikina.
tohiny
Fitsikintsikinana: (tsikintsikina) a.: Fidihindihinana, fitikintikinana, fiangentsanana amin'ny fomba famindra sy ny haingo.…tohiny
Fitsikofokofohana: (tsikofokofoka) a.: Fihetsiketsehana, fitsipatsipahana, fitrifantrifanana, fihavatravarana.
tohiny
Fitsikofokofoka: (tsikofokofoka) a.: Toetran'ny olonamitsikofokofoka, izany hoe mitsipatsipaka, mitrifantrifana.
tohiny
Fitsikoinkoina: (tsikoinkoina) a.: Fomba na toetran'ny olona mitsikoinkoina, izany hoe mitaraindraina, mimoimoy.
tohiny
Fitsikoinkoinana: (tsikoinkoina) a.: Fimoimoizana, fitaraindrainana, fikoinkoinana: Tonga hatrany an-tampony ny fitsikoinkoinan'ny…tohiny
Fitsikozakoza: (tsikozakoza) a.: Fomban'ny olona mitsikozakoza, izany hoe mitaredretra noho ny aretina na ny hakamoana.…tohiny
Fitsikozakozana: (tsikozakoza) a.: Fitaredretràna, fitsiredaredàna noho ny aretina na ny hakamoana.
tohiny
Fitsilailaizana: (tsilailay) a: Fandriana mivadibadika; fitsimbadibadihana; fitsinkasinkasinana: Mahafinaritra ny ankizy…tohiny
Fitsilailay: (tsilailay) a.: Fomba entina mitsilailay, izany hoe mandry mitsimbadimbadika, mitsinkasinkasina.
tohiny
Fitsilanesana: (tsilany) a.: Fandriana ka ny lamosina no a-tao ambany, izany hoe ny maso miandrandra ambony: Ny filanesana…tohiny