Litera f

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fitsiahana: (tsiaka) a.: Fitriarana. tohiny
Fitsiaka: (tsiaka) a.: Toetran' ny zavatra mitsiaka, na mitriatra. tohiny
Fitsiatsia: (tsiatsia) a.: Fomba fakana rivotra na fialana voly amin'ny hatsiatsiaka. ? Fihatsaratsaran'ny marary,…tohiny
Fitsidihana: (tsidika)a.: Famangiana miserana fotsiny: Fitsidihana ihany no ataonay fa mbola be ny adidy tsy maintsy…tohiny
Fitsidika: (tsidika) a.: Fomba entina mitsidika, izany hoe mamangy miserana fotsiny. 1 p. t.: Azo tsidihina. tohiny
Fitsidradra: na Fitsidradraka (tsidradra, tsidradraka) a.: Toetran'ny zavatra mitsidradraka, izany hoe miainga ho…tohiny
Fitsidradrana: na Fitsidradrahana na Fitsidradraka (tsidradra, tsidradraka) a.: Fiaingana ho avo, fitsanganan'ny volo,…tohiny
Fitsihana: (tsika) a,: Fivoahan' ny rano tsikelikely avy aminjavatra iray: Ny fitsihan'ny rano avy amin'ity vatolam-PY…tohiny
Fitsika: (tsika) a.: Toetran'ny rano mitsika, izany hoe mivoaka tsikelikely avy ao anatin-javatra. tohiny
Fitsikabaka: (tsikabaka) a.: Toetran'ny zavatra mitsikabaka, izany hoe mitsinkafona ao anaty rano. tohiny
Fitsikala: na Fitsikalana (tsikala) a.: Toetran'ny zavatra misy tsikalana na aro mba tsy hipetahany mivantana amin'ny…tohiny
Fitsikamokamo: (tsikamokamo) a.: Toetran'ny olona mitsikamokamo, na malaindaina. tohiny
Fitsikanikany: (tsikanikany) a.: Fomban'ny olona mitsikanikany, izany hoe mihomehimehy foana tsy misy antony, mivanivany.…tohiny
Fitsikanina: (tsikanina) a.: Toetra na fomban'ny olona mitsikanina, izany hoe mitanina afo na mitanina andro. tohiny
Fitsikaninana: (tsikanina) a.: Fitaninana afo, fitaninana andro. tohiny
Fitsikarakara: (tsikarakara) a,: Toetran'ny zavatra mitsikarakara na makarakara, izany hoe mahalana ny rafiny na ny…tohiny
Fitsikarohana: (tsikaroka) a.: Fihohazana, fihadianalavaka amin'ny tongotra aman-tanana: Ny fitsikarohan'ny akohonareo…tohiny
Fitsikaroka: (tsikaroka) a.: Fomba entina mitsikaroka, izany hoe mihohy amin'ny tongotra aman-tanana, na manetsika…tohiny
Fitsikebona: (tsikebona) a.: Toetran'ny zavatra mitsikebona, izany hoe mitsinkafona ao anaty rano. tohiny
Fitsikebonana: (tsikebona) a.: Fitsinkafonana ao anaty rano. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0917