Litera f

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Fitsararaka: (tsararaka) a.: Toetran'ny akanga mitsararàka, feon'ny akanga maneno: Efa nahaheno ny fitsararakan'ny…tohiny
Fitsatohana: (tsatoka) a.: Fidirana sady filentehana ao anaty zavatra: Ny fitsatohan'ny antsy eo amin'ny tendan'ny…tohiny
Fitsatoka: (tsatoka) a. :Toetran' ny zavatra mitsatoka, izany hoe milentika miraikitra tsy afa-mihetsika. tohiny
Fitsatsaingona: (tsatsoingona) o.: Fomba entina mitsatsaingona, izany hoe mamonjy miteny raha mbola misY o10-na miteny.…tohiny
Fitsatsaingonana: (tsatsaingona) a.: Fanapahana tenin'olona mbola miteny, famonjena miteny raha mbola misy olona miteny.…tohiny
Fitsatsatsatsa: (tsatsatsatsa) a.: Toetran'ny menaka anendasana mipitripitrika noho izy voarara-drano. tohiny
Fitsatsatsatsana: (tsatsatsatsa) a,: Fipitripitrihan'ny mena-ka anendasana voarara-drano. 1 Fitsaontsaom-bava, fikamentsonana.…tohiny
Fitsatsiahana: (tsatsiaka) a.: Faharovitan-javatra izay heno ny fitrlaranY. tohiny
Fitsatsiaka: (tsatsiaka) a.: Toetran'ny zavatra mitsatsiaka, izany hoe rovitra ka heno ny fitriarany. tohiny
Fitsatsihana: (tsatsika) a.: Toetran'ny hena natsatsika, izany hoe natono na natsikanina; fitsikaninana. • H.o.: Famindroana…tohiny
Fitsatsika: (tsatsika) a.: Toetran'ny hena mitsatsika, izany hoe atao eo ambony afo. tohiny
Fitsefahana: (tsefaka) a.: Fivakisana, fitresahana: Ny fitsefahan'ny uilany. tohiny
Fitsefaka: (tsefaka) a,: Toetran' ny zavatra mitsefaka, na vaky misalasaka. tohiny
Fitseforana: (tsefotra) a.: Fipoahana kely, fivoahan'ny rivotra voangona tampoka. tohiny
Fitsefotra: (tsefotra) a.: Toetran'ny zavatra mitsefotra na mipoaka kely. tohiny
Fitsehatseha: (tsehatseha) o.: Fihetsika milamina, miadana; fomba fandeha mailamailaka. tohiny
Fitsehatsehana: (tsehatseha) a.: Fandehanana moramora, tsy mingodona na kely aza ary mailamailaka. tohiny
Fitsehontsehona: (tsehontsehona) a.: Fomban'ny olona mitsehontsehona na mitsaontsaom-bava, tsy mahatambava. tohiny
Fitsehontsehonana: (tsehontseho na) a.: Fitsaontsaonambava, tsy fahatanam-bava, fahamantam-bava: Mahasosotra ny mpiara-monina…tohiny
Fitselahana: (tselaka) a.: Firehetana, famirapiratana, fanjelanjelarana, fitselarana: Ny fitselahan'ny hazavana auy…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0326