Litera f

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Fiahiahy: (ahiahy) a: Fomba entinamiahiahy, ~ p.t.: Azo ahiahiaa. Ahitsio
Fiahiana: (ahy) a.: Fikarakarana, fitsndremana lehibe: Ho an'ny vehivaoy, ny fiahiana ny tokantrano no tokony ho tamp o r-dohan-drah oraha ny, Ahitsio
Fiahina: ifiaka) mt.ih, (fiaho): Tsakoina ka trohina ny ranony: Fiaho tsara ny fary. Ahitsio
Fiahona: (ahona) a.: Fijanonana, fisalasalana. Ahitsio
Fiahonana: (ahona) a,: Fijanonana, fia!oana, fisalasalana. Ahitsio
Fiahorana: (ahotra) a.: Fiatoana na fianonana kely alohan'ny hanao zavatra, fisalasalana. Ahitsio
Fiahotra: (aiotra) a.: Fomban' ny olona miahotra, izany hoe miato na mijanona kely alohan'nyhanao zavatra. Ahitsio
Fiahy: (ahy) a.: Fomba entina miahy, izany hoe mikarakara, miiandrina tsars. ~ p, t.: Tokony hahina, hokarakaraina tsara: Ny antitra sy ny marar>, manarakaraka ny zazakely no fiahy uoalohany indrindra. Ahitsio
Fiaika: (aika) a,: Fomba na toetran'ny zavatra mifanety na mikitroaa tsara. Ahitsio
Fiaiky: (aiky) a,: Fomba euh-na miaiky, izany hoe manaiky fa diso. Ahitsio
Fiaina: (aina) a.: Fomba entina miaina, na males fofon'aina izany na mitondra tena: Miadam-piaina ny marary. / Ratsiratsy fiaina it9 zazo ity, Ahitsio
Fiainana:[aina] Fakana aina, fakana fofon'aina: Miadana ery ny fiainan'ity marary ity izany. 1 Fe-potoana eo anelanelan'ny ahaterahana sy ny ahafatesana: Nanao ny tsara mandrakariva io olona io nandritra ny fiainany, 2 Fifaliana na fanaranana amin'ny hanina sy ny fisotro: Manao fiainana marina ry zareo ato avaratra fa mamono akoho mifahy isan'andro. 3 Fitondran-tena: Aoka hanana toe-piainana madio sy tsara mandrakariva ianareo. Ahitsio
Fiainga: (ainga) a,: Fomba entina miainga, izany hoe misondrotra na miarina. •Fomban'ny zavatra miainga, mi• sondrotra: Ny fiaingan'ny fiaramanidina. Ahitsio
Fiaingana: (ainga) a.: Fisondrotana. ~ Fanombohana mandeha: Amin'ny 1 ora sy sasany ny fiaingdn'ny aroplanina mankany Tournasina, Ahitsio
Fiainginaingenana: (ainginaingina) a,: Fiteronteronana, fipetrahana amin'ny toerana a-vo. Ahitsio
Fiainginaingina: (ainginaingina) a.: Fomba na toetran'ny zavatra na olona miainginaingina, izany hoe miteronterona, mipetraka amin'ny toerana avo. Ahitsio
Fiaingitra: (aingitra) a.: Fomba entina miaingitra, izany hoe miseho ho sarotiny sy miavona, miangentsana. Ahitsio
Fiajokajohana: (ajokgioka) a.: Fiavonavonana miharo fanesoana. Ahitsio
Fiajokajoka: (ajokajoka) a.: Fomban'ny olona miajokajoka, izany hoe miavonavona sady maneso. Ahitsio
Fiakà: (aka) a.: Fody adala. Ahitsio