Litera f

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Fetsy: p.t.: Mahay, kinga eo amin'ny hevitra: Efa fetsy it9 zanako it? fa mahalala misaotra raha omena zauatra, - t.i.f.: Fetsena,fetsifetsena, voafetsy 1 mametsy, fametsy, mpametsy / ametsena, fametsena 1 mifetay, fifetsy, mpifetsy j ifetsena, fifetsena / mahafetsy j fetsifetsy 1 hafetsena. ¶ M.h.: Kapetsy, kapotsaka, kalita, mantsana, fiharatra, fatsaka, fangoloka, holokoloka, hoboka aty, fangotsoka, fangotsohana, fanganga, hotsohotso, galofantsy, famantsy, gagy (lahy, vavy), fanalo (lahy, vavy), konjo, karàna, fatsora (lahy, vavy), be gara-ro, be saroro, be safary, be karijo. Ahitsio
Fety: (fr. f2te) a,: Fankalazana amim-pomba manetriketrika ny fitsfngerenan'ny andro lehibe iray: Tao aloha, aisy roa ny fetim-pirenena malagasy: dia ny 26 Jiona sy ny 14 Oktobra, ilay voalohany fahatsiarouana ny nahazoana ny fahaleovantena ary ilay faharoa fahatsiarouana ny nijoroan'ny Repoblika. 1 Firavoravoana lehibe, lanonana: Nanao fety izahay tamin'ny fankaiazana ny mariazin'ny zokinay, Ahitsio
Fevrie: (fr. février), na Febroary (angl. februar) a.: Volana faharoa amin'ny taona araka ny fanisana andro vabiny atao hoe kalandrie; 28 no isan'ny andro amn'ny fevrie tsotra, fa 29 kosa isaky ny efa-taona, izany hoe amin'ny taona miafara amin'ny tarehi-marika azo zaraina 4 ny roa farany, oh. 1980. (jar. Kalandrie sy Zanvie). Ahitsio
Fezafeza: p.a.: Lava mahia, marotsaka. - t.i.f.: Mifezafeza, fifezafeza, mpifezafeza / ifezafezana, fifezafezana / mahafezafeza. Ahitsio
Fezahina: (fezaka) mt.ih. (fezaho): Ankahiazina, fisahina. Ahitsio
Fezaka: p.t.: Fisa-kibo noho ny hanoanana, mitsingozohozo fa noana. è Fezahina, afezaka / mifezaka, fifezaka, mpifezaka j ifezahana, fifezahana / mahafezaka jtofezaka. Ahitsio
Fi-: Tovona fanaovana fototeny fahaxoa milaza fitaovaha: Firitsoka (ritsoka). ? Tovona mahatonga ho anaram-pomba na toetra rehefa asolo ny mi- amin'ny mt.: Filaiao (milalao). Ahitsio
Fia: a,: Gia, geja, gehy, fihina. 1 t.i.f. r Fiazana, voafia / ma-mis, famia, mpamia 1 amiszana, famiazana / mahafia. Ahitsio
Fia: (Br) o.: Karazana marakely mainty mipentimpentina. Ahitsio
Fiabiliana: (abily) a,: Fiandevozana fanahy, fivarinana, tsy fitandroana ny hajan-tena. Ahitsio
Fiabily: (abily) a,: Fomban'ny olona miabily, izany hoe miandevo fanahy, tsy manaja tena, mivarina, mikororosy fahana. Ahitsio
Fiaboabo: (aboabo) a.: Fiavoavo. Ahitsio
Fiaboaboana: (aboabo) a.: Fiaingaingana, fiambonimboniana. Ahitsio
Fiadaladalana: (adala) a.: Fanaovana kitoatoa, fanaovana an-kambo. Ahitsio
Fiadalana: (adala) a.: Fitiavana be loatra, fimatimatesana amin-javatra na amin'olona: Fiadalana amin'ny toaka. Ahitsio
Fiadiana: (ady) a,: Fifanoherana. • Fitaovana entina misdy. Ahitsio
Fiadidiana: (adidy) a.: Fanapahana, fifehezana: Eo ambany fiadidian-dRonona it9 faritany ity, • Andraikitra, fiandraiketana: An'ny ray amandreny ny fiadidiana ny zanany raha m bola kely. Ahitsio
Fiadidy: (adidy) o.: Fifehy, fiandraikitra. Ahitsio
Fiadina: (ady) p.t.: Tia ady, mpiadiady foana: Fiadina izahay sy zoky, Ahitsio
Fiadokadohana: (adokadoka) a.: Fireharehana, fiedinedenana, fidihindihinana. Ahitsio