Litera f

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Fesoka: (Ski) a.: Karazan'antsantsa iray mainty sady malambolambo sahala amin' ny an'ny olona ny hodiny. Ahitsio
Feta: a.: Tany noleman-drano hanjary fotaka. 1 t,i.g: Fetana, afeta, voafeta, nofineta / mameta, fameta, mpameta / ametana, fametana / mahafeta / fetafeta / fetafetaina / mametafeta, fametafeta, mpametafeta / ametafetana, fametafetana / mifetafeta, fifetafeta, mpifetafeta / ifetafetana, fifetafetana. Ahitsio
Feta: p.t.: Voa, iharam-pahavoazana, voan'ny fatiantoka, fahafaham-baraka: Feta ta-min 'io roharaha io daholo izy tain mirahalahy. - t.i.f.: Fetaina, voafeta / mameta, fameta, mpameta / ametana, fametana / mahafeta. Ahitsio
Fetafetaina: (fetafeta) mt.ill. (fetafetao): Potsipotsehina, pondipondena: Aza fetafetaina tahaka izao ny vary, ry Bozy al Ahitsio
Fetahana: (fetaka) mt. Pd r. (fetaho): Asiana: Nofetahako tehamaina ilay zozo fa nananihany, • Petahana: Nofetahany tara tasY ny varavaranay tamin'ny alina. Ahitsio
Fetaina: (feta) mt,ih. (fetao): Atao voan'ny fatiantoka, fahafaham-baraka. Ahitsio
Fetaina: (feta) mt.ih. (fetao): Asiana, simbana: Nofetainy ny varotraY. Ahitsio
Fetaka: a.: Firaiketana hikambana tsara, hiady tsara tsy misy elanelany. - t.i.f.: Fetahana, afetaka, voafetaka / mametaka, fainetaka, mpametaka / mampifetaka / ametahana, fametahana 1 mifetaka, fifetaka, mpifetaka j ifetahana, fifetahana j mahafetaka. Ahitsio
Fetana: (feta) mt.ih, (fetao): Tsentsenana amin'ny feta: Fetao io hirika amin'ny rindrina io. Ahitsio
Fetezana: (mety) a.: Hatsarana, hamarinana: Lazao ahy ny tsy fetezan'izany fiteniko izany, 1 Fanekena, fitiavana: Noho ny tsy fetezan'ny zandrinao handeha, dia ianao no handeha. Ahitsio
Fetoka: a.: Fanaovana endrika mampiseho hasiahana ary mampitahotra sy vonona hamely. è tif: Mifetoka, fifetoka, mpifetoka / ifetohana, fifetohana / mahafetoka. Ahitsio
Fetra: a.: Soritra mamaritra, faritra na tsipika natao ho fanavahana: Ny renirano no fetran'ny taninay, 1 Famaritana natao hotratrarina: Hatraiza ny fetra amin9t? manafohy akanjo sy manalaua vola id! 1 Faritra tsy azo ihoarana amin'ny zavatra iray, onona: Efa nasian'ny fanjakana fetra ny uidin'ny zaua-pihinana. / Tsy mahala-1a fetra amin'ny zauatra rehetra ataony izy. - t.i.f.: Ferana,voafetra,afetra / mametra, fametra, mpametra / amerana, famerana j mifetra, fifetra, mpifetra f iferana, fiferana / mahafetra. Ahitsio
Fetrehina: (fetrika) mt.ih, (fetreho): Asiana totohondry. Ahitsio
Fetrika: a.: Totohondry. - t.i.f. : Fetrehina, voafetrika / mametrika, fametrika, mpametrika j ametrehana, fametrehana j mahafeirika. Ahitsio
Fetrivoho: a.: Fanakianana, fanomezan-tsny, - F,-p,: Mila fetrivoho: mlla ady. Ahitsio
Fetsahana: (fetsaka) mt. ih. sY pdr. (fetsaho): Anangonana, amoriana: No fetsahan'ny ankizy vato teto ka sarotra naleha amin'ny fiarakodia ~ Asiana, velesina, kapohina: Nofetsahako ny anao ka vaky nandositra. Ahitsio
Fetsaka: a.: Fianjerana, famelezana, Fetsahana, afetsaka, voafetsaka j mametsaka, fametsaka, mpametsaka / ametsahana, fametsahana / miletsaka, fifetsaka, mpifetsaka / ifetsahana, fifetsahana. Ahitsio
Fetsaka: p. t.: Lena, vonto: Tratran'ny orana tany am-pitsangantsanganana izahay ka fetsaka vao tonga tany antrano. Ahitsio
Fetse: (Ski) a,: Fantsika petadoha. Ahitsio
Fetsena: (fetsy) mt.ih, (fetseo): Fitahina: Aza fetsena ny olom-bodo. 1 Angalarina: Loza fa nofetsen'iny karilahy iny ny bokiko. Ahitsio