Litera f

A | B | D | E | F | G | H | I | J | K | L | M | N | O | P | R | S | T | V | Z
Fatana: a.: Toerana fanaovana afo ahandroana sakafo: Tay miala eo amorom-patana i nenibe fa mangatsiaka, hono. ~ H. i.: Toerana fihadiana volamena na fikarohana vatosoa. a F.-p.: Fatam-pera na fatan' arma (boroGara kokoa): zavatra namboarina manokana ho fanaovana afon'arina, / Halam-patana: ny manodidina ny fatana, J Halam-potana nauelon'ny razana: ny tanimbary lova avy amin'ny razana. Ahitsio
Fatiantoka: a.: Fahavoazana amin'ny zavatra iray fa kely noho ny nahazoana na nanamboarana azy no namarotana azy: Voan'ny fatiantoka aho tamin'iny uarotra iny. ? Ny elanelan'ny vola nahazoana na nanamboarana zavatra iray sy ny vola azo tamin'ny nivarotana azy indray: Telopolo no fationtoko tamin'ny nivarotako iny uorontsiloza iny, Ahitsio
Fatidra: (fatitra) a,: Fomba a-tao amin'ny alalan'ny fatitra ifampihinanan'ny olona roa ra mba ho mari-piwkaizana mafy: Nanao fatidra hono, Radama roiny sy i Hostie. ? H, i.: Sakaiza na na-mana mifankatia fatratra: Tsy mahagaga raha tsy mahafoy an-dRakoto Rabe: fatidrany hatry ny ela iny, Ahitsio
Fatika: a.: Zavamaniry misy tsilotsilony ohatra ny havaotra. Ahitsio
Fatipatika: (Ski) a.: Anaran-kazo misy tsilo sy hafotra me-na fanjairana rindrin-trano. Ahitsio
Fatitra: a.: Fanakiahana kely ny hoditra amin-java-maranitra toi ny antsy ka mampivoa-dra kely. - F,-p,: Fati-bolo: volo noraotina ka manaraka ny fihogo,/Fati-dra (fer. Fatidra). Ahitsio
Fato: (t.tr.) a.: Salaka, Ahitsio
Fatorana: (fatotra) mt.ih, (fatory): Fehezina: Fatory ireto boky ireto, ~ Gadrana: Nofatorana ireo mpangalatra tratra. ~ a.: Fehezana: Mololo iray fatorana, Ahitsio
Fatoriana: (tory) a.: Fahalatsahana ao anatin'ny torimaso: Nandritra ny fatorian'ny mpiam bina no nandosiron 'i. lai gadra, ~ Toerana na zavatra andriana: Mafy loatra izany fatoriana izany ka marary ny lamosiko. Ahitsio
Fatory: (tory) a.: Fomba entina matory: Ratsy fatory ity zozo ity fa mitsivalam-pandry foana. Ahitsio
Fatotra: a.: Fangiazana amin' ny kofehy: Ratsy fatotra ilay alika ka losa, - t.i.f.: Fatorana, afatotra, voafatotra / mamatotra, famatotra, mpamatotra / amatorana, famatorana / mifatotxa, fifatotra, mpifatotra / ifatomna, fifatorana / mahafatotra. Ahitsio
Fatotra: a,: Aika voamboatra ary vita amboarany. Ahitsio
Fatotrahitra: a.: Ahitra mifamatopatotra ny raviny. Ahitsio
Fatra: a.: Fomba ahafantarana ny haben'ny zavatra (rano na voan-javatra) amin'ny fanaovana azy ao anaty vata efa voamarika ho izao na izao ny habeny: Ataouy tsara fatra it? vary it?, - t.i.f.: Voafatra, afatra J mamatra, famatra, mpamatra / amarana, famarana f mifatra, fifatra, mPifatra 1 miPamatra, Ahitsio
Fatra: a,: Habe, habetsahana, raha zavatra tay mba lanjaina na isaina, fa atao anaty vata efa famarana raikitra: Ohatrinona ny fatran'ny vary harotsaka, ry neny? ? Famarana: Monao ratai fatro ianao izany lahy! - F,-p,: Fa-bary, fa-drano: Famarana vary na rano. / Tonga fatra: mahafeno ny famarana, betsaka, lehibe, Ahitsio
Fatraina: a.: Hazo angalana hodiny atao amin'ny toaka mba hanamanitra si hampahery azy. Ahitsio
Fatrana: a.: Tany mazava afak'ala; hoak'ala. ? Ny toerana avoavo tafasaraka amin'ny ala ary kaohin'ny riaka. Ahitsio
Fatrange: (Ats) a.: Kianja afovoan'ny tanàna. Ahitsio
Fatrarana: (fatratra) mt. pdr. (fatraro): Asiana... betsaka; sesehana: Nofatrarany uary ny efitra tao atsimo. / Nofatrarany totohondry ilay mpangalatro. Ahitsio
Fatratra: a.: Fifanizinana, fandentehana zavatra ao anaty toerana iray befahatanY, tsy ilana rindrany. i Fatrarana, voafatxa, afatratra / mamatratra, famatratra, mpamatratra / amatrarana, famatrarana / mifatratra, fifatratra, mpifatratra / ifatrarana, fifatrarana / mahafatratra. - F,-p,: ManaO fatro-maina: mihinam-bary amin'izao tes, misy fangarony. J Fatra-tsaonjo: enti-milaza olona maxo be indray entina ahivoka amin'ny fiara na lakana ka e-fa mifanitsa-kitro ers›. / Fatra-po: fitokiana tanteraka, tsy misy fetra. / Mahafatrapo: mahatoky tanteraka. Ahitsio